Actualitรฉs > NOHAVAOZINA NY FITAOVAN'NY TVM AO FEN...

NOHAVAOZINA NY FITAOVAN'NY TVM AO FENOARIVOBE.


๐™ˆ๐™ž๐™™๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ž๐™›๐™ค๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™ฎ mamaha olana isam-paritra ireo tomponโ€™andraikitry ny Minisiteranโ€™ny Serasera sy ny Kolontsaina aminโ€™ny alalanโ€™ny ekipanโ€™ny ๐—ข๐—ฅ๐—ง๐— .Tapaka nandritra ny iray volana mahery teo ny ๐Ÿ๐š๐ก๐ข๐ญ๐š๐ฅ๐š๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐š๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ๐ฒ ho anโ€™ny Distrikanโ€™i ๐—™๐—ฒ๐—ป๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฏ๐—ฒ ka niteraka fahasahiranana ho anโ€™ny vahoaka noho ny tsy fahafahana misitraka ny zo fototra hahazo vaovao amin'ny fahita lavitra.Omaly Zoma 05 Dรฉcembre 2025 dia nidina ifotony nitondra vahaolana ny ekipan'ny Ministeranโ€™ny serasera sy ny Kolontsaina, izay notarihin'ny Tale Jeneralinโ€™ny ORTM ๐‘ณ๐‘ฌ๐‘ด๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ฌ๐’๐’š๐’”๐’†ฬ๐’†, niaraka taminโ€™ny Talenโ€™ny Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz , ny Tale Tekโ€™ika DIT, ary ireo tomponโ€™andraikitra sy teknisianina. Ka nanolotra ๐Ÿ๐ข๐ญ๐š๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ฏ๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ mba hamerenana aminโ€™ny laoniny ny TVM ao amin'ity distrika ity.Notsirihina taminโ€™izany fitsidihana izany ireo fitaovana teknika rehetra, mba handrefesana ny fahasimbana misy sy ny filร na aminโ€™ny ๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’›๐’‚๐’๐’‚ hatao.Nisy ihany koa ny fanomezana sy fanaterana ๐Ÿ๐ข๐ญ๐š๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ฏ๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ho fanatsร rana ny kalitaonโ€™ny fandrakofana sy ny fampielezam-peo ao aminโ€™ny faritra, ka anisan'ny fitaovana tamin'izany ny ร‰metteur sy ny Antenne.Ny tanjona dia ny ๐ก๐š๐ง๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ง๐š hatrany ny ๐ค๐š๐ฅ๐ข๐ญ๐š๐จ๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ž๐ซ๐š๐ฌ๐ž๐ซ๐š, hanamafisana ny fandraisana fandaharana aminโ€™ny fahitalavitra sy onjam-peo, ary hanohanana ny asa ataonโ€™ireo sampandraharaha any ifotony.Maneho fisaorana sy fankasitrahana hoan'ny Minisitra ๐บ๐ด๐‘†๐ถ๐ด๐‘… ๐น๐‘’๐‘›๐‘œ๐‘ ๐‘œ๐‘Ž sy ny ekipany ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ao ๐๐จ๐ง๐ ๐จ๐ฅ๐š๐ฏ๐š izay tarihin'i Tale-paritra ONJASOA Tantely Almondia, noho ny fanohanana matotra aminโ€™ny fampivoarana ny tambajotra sy ny fotodrafitrasa ara-pifandraisana.

NOHAVAOZINA NY FITAOVAN'NY TVM AO FENOARIVOBE.
NOHAVAOZINA NY FITAOVAN'NY TVM AO FENOARIVOBE.
NOHAVAOZINA NY FITAOVAN'NY TVM AO FENOARIVOBE.
NOHAVAOZINA NY FITAOVAN'NY TVM AO FENOARIVOBE.
NOHAVAOZINA NY FITAOVAN'NY TVM AO FENOARIVOBE.
Publie le 08/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs