Ao anatin'ny fankalazana ny fahazato taonan'i Randja Zanamihoatra, ny Komity mpikarakara sy ny taranany dia manasa antsika indray hanatrika ny velakevitra " RANDJA SY NY HAIMIAFINY " hiarahana amin'ny Mpikaroka RANDRIA Solofonantenaina Mika, fantatry ny maro amin'ny anarana maha mpanakanto hoe VANGAZoma 12 Desambra 2025 Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM - Efitrano DOX amin'ny 2ora sy 22minitra