Niavaka ny fandraisana ny Tale vaovao misahana ny ๐ข๐ ๐๐ na ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฆ ๐๐ข ๐ท๐๐๐๐ก ๐โ๐ด๐ข๐ก๐๐ข๐ nandritra ny famindram-pahefร na natao androany tetsy aminโny Efitrano Jaomanoro, Tranombokim-pirenena Anosy.๐๐ฅ๐๐ฃ๐๐ ๐๐ฃ๐ฉ๐ค marobe no tonga nanotrona ny fandraisanโi ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ง๐๐ซ๐ข๐๐ฆ๐ข๐ก๐๐ซ๐ข๐ฆ๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐๐ฃ๐, ny asany androany, izay voatendry ho Talenโny Ofisy Malagasy nโny Zonโny Mpamorona na ny OMDA.Saika tazana tao avokoa ireo Mpanakanto avy aminโny gadona samihafa, ireo Mpanakanto zokiny sy ireo tanora vao misandratra. Nitondra ny teny fankasitrahana aminโny anaranโireo Mpanakanto ho anโny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina i ANDRIANJANAKA Christian na ๐๐๐ก๐๐ก๐ araka ny anarana maha Artista, noho ny fihainoanโny Minisitra ny hetahetanโny Mpanakanto maro ka namerina ity Tomponโandraikitra ity hitantana indray ny OMDA. Nanamafy ny fisaorana anโi ๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ง๐จ๐ฌ๐จ๐ ihany koa i ๐๐ค๐จ๐จ๐ฎ noho ny fanekeny ny safidy natolotry ny Mpanakanto, ary nankasitraka ny Fitondram-panjakana taminโny fanendrena natao. ๐ฝ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ aminโny fampandrosoana ny kolontsaina malagasy ๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐ raha ny nambaranโizy ireo nandritra ity fotoana androany ity ary ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ anananโny Talenโny OMDA vaovao.