Actualitรฉs > NANKASITRAHAN' IREO MPANAKANTO NY FAN...

NANKASITRAHAN' IREO MPANAKANTO NY FANENDRENA NY TALEN' NY OMDA

Niavaka ny fandraisana ny Tale vaovao misahana ny ๐—ข๐— ๐——๐—” na ๐‘‚๐‘“๐‘“๐‘–๐‘๐‘’ ๐‘€๐‘Ž๐‘™๐‘Ž๐‘”๐‘Ž๐‘ ๐‘ฆ ๐‘‘๐‘ข ๐ท๐‘Ÿ๐‘œ๐‘–๐‘ก ๐‘‘โ€™๐ด๐‘ข๐‘ก๐‘’๐‘ข๐‘Ÿ nandritra ny famindram-pahefร na natao androany tetsy aminโ€™ny Efitrano Jaomanoro, Tranombokim-pirenena Anosy.๐™ˆ๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™ค marobe no tonga nanotrona ny fandraisanโ€™i ๐‘๐€๐๐‰๐€๐‘๐ˆ๐•๐Ž ๐€๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ฆ๐ข๐ก๐š๐ซ๐ข๐ฆ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐‡๐š๐ฃ๐š, ny asany androany, izay voatendry ho Talenโ€™ny Ofisy Malagasy nโ€™ny  Zonโ€™ny Mpamorona na ny OMDA.Saika tazana tao avokoa ireo Mpanakanto avy aminโ€™ny gadona samihafa, ireo Mpanakanto zokiny sy ireo tanora vao misandratra. Nitondra ny teny fankasitrahana aminโ€™ny anaranโ€™ireo Mpanakanto ho anโ€™ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina i ANDRIANJANAKA Christian na ๐™Ž๐™–๐™ก๐™–๐™ก๐™– araka ny anarana maha Artista, noho ny fihainoanโ€™ny Minisitra ny hetahetanโ€™ny Mpanakanto maro ka namerina ity Tomponโ€™andraikitra ity hitantana indray ny OMDA. Nanamafy ny fisaorana anโ€™i ๐†๐€๐’๐‚๐€๐‘ ๐…๐ž๐ง๐จ๐ฌ๐จ๐š ihany koa i ๐™๐™ค๐™จ๐™จ๐™ฎ noho ny fanekeny ny safidy natolotry ny Mpanakanto, ary nankasitraka ny Fitondram-panjakana taminโ€™ny fanendrena natao. ๐‘ฝ๐’๐’๐’๐’๐’‚ ๐’‰๐’Š๐’‚๐’“๐’‚-๐’‰๐’Š๐’‚๐’”๐’‚ aminโ€™ny fampandrosoana ny kolontsaina malagasy ๐’๐’š ๐‘ด๐’‘๐’‚๐’๐’‚๐’Œ๐’‚๐’๐’•๐’ raha ny nambaranโ€™izy ireo nandritra ity fotoana androany ity ary ๐’Ž๐’‚๐’‰๐’‚๐’•๐’๐’Œ๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’Š๐’›๐’‚-๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’ anananโ€™ny Talenโ€™ny OMDA vaovao.

Publie le 11/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs