Tompon-kevitra taminโity hetsika fampirantiana ๐๐๐๐ ๐๐๐๐, ity ireo Mpanao gazety Zokiolona mivondrona ao aminโny AJDM ๐ผ๐จ๐จ๐ค๐๐๐๐ฉ๐๐ค๐ฃ ๐๐๐จ ๐ ๐ค๐ช๐ง๐ฃ๐๐ก๐๐จ๐ฉ๐๐จ ๐ฟ๐ค๐ฎ๐๐ฃ๐จ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐จ๐๐๐ง tarihinโny Filohany ๐น๐จ๐ฉ๐ฌ๐ฒ๐ฐ๐ฑ๐จ๐ต๐จ ๐ญ๐ฬ๐๐๐.Nanome voninahitra ny hetsika ny Minisiteranโny Serasera sy ny Kolontsaina aminโny maha ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ต๐ ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป-๐ด๐ฎ๐๐ฒ๐๐ azy ka tonga nanotrona teny an-toerana sady nisolo-tena anโAndriamatoa Minisitra ny Tale Jeneralinโny Serasera ๐น๐จ๐ฒ๐ถ๐ป๐ถ๐ด๐จ๐ณ๐จ๐ณ๐จ ๐ญ๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, notroninโny Mpikambana eo anivonโny Kabinetranโny Minisitra ๐น๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ด๐จ๐ต๐จ๐ต๐ป๐ฌ๐ต๐จ ๐ด๐๐๐ ๐ฏ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ , ary ny Tale Jeneralinโny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM ๐น๐จ๐ฝ๐ถ๐ต๐ฐ๐จ๐น๐ฐ๐บ๐ถ๐ต ๐ต๐๐ฬ๐ ๐ณ๐๐๐ izay niara-niasa taminโny mpikarakara nahatontosana ny hetsika.๐ ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ด๐ฎ๐๐ฒ๐๐ ๐ญ๐ผ๐ธ๐ถ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฎ maro no niara-nisalahy nanatontosa ity hetsika ity, toa anโi ๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ด๐ถ๐น๐จ๐บ๐จ๐ป๐จ ๐บ๐๐๐ ๐ต๐๐๐๐๐๐, sy ๐น๐จ๐ฉ๐ฌ๐ต๐ฐ๐จ๐ฐ๐ต๐จ ๐น๐๐๐๐๐๐๐๐๐ izay sady Filohanโny Mpanao gazety ara-pinoana eto Afrika ary koa mpamaky lay taminโny fanangana ireo Onjam-peo evanjelika toy ny Radio KVM ao Mahajanga, ary ireo mpikambana maro eo anivonโny AJDM.Azonโny besinimaro natrehiฬa ny hetsika, izay nahasarika mpitsidika maro, sy ireo mpianatra izay liana aminโny asanโny ๐ ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ด๐ฎ๐๐ฒ๐๐.