Nanatanteraka fitsirihana ny ๐ฉ๐ผ๐ต๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ ny avy eo anivonโny ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐๐ซ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ aminโny maha tomponโandraikitra voalohany aminโny fitantanana sy fikarakarana ny toerana tahaka itony azy.Nomarihinโny Minisitra ๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ง๐จ๐ฌ๐จ๐ fa mirakitra tantaram-pirenena maro sy Soatoavina tsy manam-paharoa eran-tany ๐ฝ๐๐๐๐๐ ๐ผ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฌ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ny ๐ฉ๐ผ๐ต๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ, izay mbola mitahiry ny ๐ข๐๐๐ ๐๐ฏ๐ฎ efa an-jato taonany maro toy ireo fanaka sy ny endriky ny toerana ary ny fombany, ka antony nahatonga azy voasokajy ho ๐๐๐ง๐๐ข๐๐๐ ๐ค๐ ๐ ๐๐ง๐๐๐จ๐๐ฃ'๐๐ฏ๐๐ค ๐ฉ๐ค๐ฃ๐ฉ๐ค๐ก๐ค ๐๐ฏ๐๐ค, fepetra izay faritanโny ๐จ๐ก๐๐ฆ๐๐ข, dia ny maha ๐ฃ๐๐ฃ๐๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ฆ ๐ ๐๐ฃ๐๐๐๐ง๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐ก๐๐ ๐ก๐๐ก๐ ๐๐๐๐ฃ๐๐๐-๐ก๐๐๐ฆ ๐ก๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ฆ ๐ก๐๐๐-๐๐๐ก๐ ๐๐โ๐ 15 ๐ ๐ฆ ๐๐โ๐ 19, ๐ ๐ฆ ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ ๐๐๐- ๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐๐ ๐ ๐ฆ ๐๐๐-๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐โ๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐ฬ๐๐ ๐๐ฆ โ๐๐ ๐๐'๐๐ฆ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐ฆ ๐๐ฆ ๐ ๐๐ง๐๐๐ ๐๐ง๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ก๐๐ ๐ก๐๐๐ก๐๐๐๐๐, eo koa ny maha ๐ ๐โ๐๐ก๐๐ ๐๐๐๐ฃ๐๐๐ ๐โ๐๐ก๐๐๐ ๐ ๐๐ฃ๐ ๐ ๐ฆ ๐ก๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฆ ๐๐๐๐๐ฆ, ๐๐ง๐๐ฆ ๐๐๐๐โ๐ ๐๐ฆ ๐ก๐๐๐ก๐๐๐๐'๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ก๐๐ ๐๐๐๐'๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐'๐๐ฆ ๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐ผ๐๐๐๐๐๐ ๐ก๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ฆ ๐ก๐๐๐-๐๐๐ก๐ ๐๐โ๐ 16 โ๐๐ก๐๐๐๐๐โ๐๐ฆ ๐๐โ๐ 19, ary farany noho izy ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ก๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ฆ ๐ฃ๐๐๐๐-๐๐๐ก๐๐๐๐ ๐๐๐-๐ก๐๐๐ก๐๐๐ (๐๐๐๐๐ก๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐'๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ โ๐ ๐น๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ก๐๐๐๐๐) ๐ ๐ฆ ๐๐๐๐'๐๐ฆ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ฃ๐๐ก๐๐๐๐ โ๐๐ก๐๐๐๐๐'๐๐ง๐๐ (๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐โ๐๐๐ ๐๐๐๐ก๐๐-๐๐๐๐ง๐๐๐) ๐๐ง๐๐ฆ ๐๐๐๐โ๐ ๐ ๐๐๐ก๐๐๐ฃ๐๐๐ ๐ก๐ ๐๐๐๐๐๐-๐๐โ๐๐๐๐ ๐๐๐๐-๐ก๐๐๐ฆ.Hampitomboina ny ๐๐๐๐ง๐ค๐ซ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐ค๐๐ง๐๐ฃ๐ misy ny Vohitra manoloana ireo ambana maro samihafa ; hamafisina ny ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐ผ๐ข๐๐ค๐๐๐ข๐๐ฃ๐๐ izay misy ny ๐น๐๐๐๐โ๐ ๐ด๐๐๐๐๐ ๐๐ ahitana ny ๐ฟ๐๐๐๐โ๐๐ฆ ๐น๐๐๐๐๐๐๐๐๐ sy ny ๐ฟ๐๐๐๐โ๐๐ฆ ๐๐โ๐๐๐๐๐โ๐๐๐, mitahiry ireo ๐ฏ๐๐ค๐จ๐ค๐ ๐ฏ๐จ๐๐ค๐๐ฃ๐ฒ hatrany aminโny taona 1870, na ireo fanaka na ny mari-trano na koa ny rafitry ny trano sy ireo manda fiarovana azy.Ankoatra izay dia ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ mba hamporisihana azy hanao fitsidihana, ary indrindra ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ny toerana mba ho tia sy hiaina ny tantaram-pireneny manomboka any aminโny fahakeliny. ๐ด๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ ny fitsidihana ho anโ ireo zaza Mpianatra hiatrika fanadinana CEPE, ka tsy aminโny fotoam-panadinana ofisialy ihany fa hatrany aminโny fiandohanโny taom-pianarana.Hametraka programa maty paika eny anivonโireo Sekoly ny minisitera mba hanabeazana sy hanentanana ny mpianatra hitia ireo ๐๐๐ง๐๐ข๐๐๐ ๐ค๐ ๐ malagasy sy hitsidika ireo toerana manan-tantara manerana ny Nosy.Farany dia hapetraka ny fiaraha-miasa matotra aminโny Kaomina Ambohimanga Rova eo aminโny lafiny fandriampahalemana mba ho fiarovana sy fitandroana ny toerana.Tazana niara-dia taminโny Minisitra nandritra ity fitsirihana ity ny Sekretera Jeneralinโny Minisitera sy ny Talenโny Kabinetra ary ireo tomponโandraikitra ambony maro eo anivonโny Minisitera, miampy ny Talenโny Ofisy mitantana ny Vohitra Ambohimanga ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฅ๐ข๐, noho ny maha manan-danja loatra ny toerana toy itony.