Manome sehatra ahafahanโny tsirairay ๐ข๐๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ฃ-๐ ๐๐๐๐ก๐๐ก๐๐๐๐ฃ๐ ny Fitondram-panjakana ankehitriny, ary isanโizany ny fahafahanโny rehetra maneho hevitra aminโny sehatra maro, na aminโny haino aman-jerim-panjakana aza, izay tsy azo natao izany tany aloha fa ๐๐๐๐-๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ป๐ฝ๐ด ๐๐ ๐๐ ๐น๐ต๐ด.Isanโireo misitraka izany fahalalahana maneho hevitra izany ihany koa ireo Solombavambahoaka ankehitriny. izay nomena fe-potoana lava kokoa hahafahany ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐ avy any ifotony sy avy any aminโireo Distrika tsirairay avy.Nananosarotra ny fandraisam-pitenenana taminโny fitondrana teo aloha, ary ๐ซ๐ค๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ny fangatahana azonโireo Solombavambahoaka natao noho ny teritery avy aminโny Antokom-pa jakana nifehy azy ireo, ka misy ireo hetahetanโny vahoaka no voatery ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐๐ฏ๐ค ๐ฃ๐๐ข๐ฅ๐๐ฉ๐๐๐ฃ๐ akory satria nanohitohina ny tombotsoanโireo mpitondra taminโizany androny.๐ ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐ต๐ถ๐๐ฟ๐ฎ aminโizany kosa ny ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ entinโny ๐๐ข๐ฏ๐ซ๐ข๐ฌ๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ฏ๐ฌ๐ฆ๐ฉ๐ช๐ต๐ณ๐ช๐ฏ๐บ izay ๐ฎ๐ข๐ฎ๐ฆ๐ญ๐ข ๐ฎ๐ข๐ญ๐ข๐ญ๐ข๐ฌ๐ข ireo Solombavambahoaka ๐๐๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ฃ-๐ ๐๐๐๐ก๐๐ก๐๐๐๐ฃ๐ sy hitondra ny fangatahana avy aminโny vahoaka any ifotony. Ankoatra izay dia nampitomboaina ho fito minitra ny fe-potoana hitenenanโny Solombavambahoaka tsirairay raha noferana ho efatra minitra izany tany aloha.๐๐๐ ๐ฉ๐ข๐ก๐ข๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ ๐ฃ๐๐ง๐๐ข๐ฉ๐๐ก๐ <<๐ฬ๐บ๐ฒ๐๐๐ฒ๐๐ฟ >>๐๐ข ๐๐กโ๐๐ฅ๐๐ข ๐๐๐ฆ๐ง๐ฅ๐๐๐ ๐ฆ๐๐ฉ๐ฌTafiditra ao anatinโizay ezaka fampisitrahana serasera sy haino aman-jery izay ihany dia Distrika miisa sivy no nanokananโny Minisiteranโny Serasera sy ny Kolontsaina fampitaovana ๐ฌฬ๐๐๐๐๐๐๐ noho ny fahasimbร na any aminโireo toerana ireo dia ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐ฝ๐๐๐๐๐๐๐, ๐ฉ๐๐๐ ๐ป๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐ฐ๐๐๐๐๐, ๐ฐ๐๐๐๐๐, ๐ฉ๐๐๐๐๐, ๐๐๐ ๐ฉ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐Ho vitaina mialohanโny faranโity taona 2025 ity ny fametahanโny teknisiana ireo fitaovana avy aminโny minisitera ireo.