Actualitรฉs > MAMPANJAKA NY FAHALALAHANA MITENY NY...

MAMPANJAKA NY FAHALALAHANA MITENY NY REPOBLIKAN'NY FANAVAOZANA


Manome sehatra ahafahanโ€™ny tsirairay ๐™ข๐™ž๐™ฉ๐™š๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ-๐™ ๐™–๐™๐™–๐™ก๐™–๐™ก๐™–๐™๐™–๐™ฃ๐™– ny Fitondram-panjakana ankehitriny, ary isanโ€™izany ny fahafahanโ€™ny rehetra maneho hevitra aminโ€™ny sehatra maro, na aminโ€™ny haino aman-jerim-panjakana aza, izay tsy azo natao izany tany aloha fa ๐’‡๐’†๐’๐’-๐’…๐’‚๐’Œ๐’๐’๐’๐’”๐’š ๐’•๐’๐’Œ๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’—๐’š ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’•๐’๐’๐’…๐’“๐’‚ ๐’‡๐’‚๐’๐’‹๐’‚๐’Œ๐’‚๐’๐’‚ ๐’•๐’†๐’ ๐’‚๐’๐’๐’‰๐’‚ ๐’Š๐’“๐’†๐’“๐’š ๐’๐’ ๐’“๐’† ๐’”๐’š ๐’‰๐’Š๐’•๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚๐’Ž-๐’ƒ๐’‚๐’๐’—๐’‚๐’๐’โ€™๐’๐’š ๐’‰๐’‚๐’Š๐’๐’ ๐’‚๐’Ž๐’‚๐’-๐’‹๐’†๐’“๐’š ๐’๐’‚๐’”๐’Š๐’๐’๐’‚๐’๐’š ๐‘ป๐‘ฝ๐‘ด ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐‘น๐‘ต๐‘ด.Isanโ€™ireo misitraka izany fahalalahana maneho hevitra izany ihany koa ireo Solombavambahoaka ankehitriny. izay nomena fe-potoana lava kokoa hahafahany ๐’Ž๐’Š๐’•๐’๐’๐’…๐’“๐’‚ ๐’๐’š ๐’‰๐’†๐’•๐’‚๐’‰๐’†๐’•๐’‚๐’Ž-๐’ƒ๐’‚๐’‰๐’๐’‚๐’Œ๐’‚ avy any ifotony sy avy any aminโ€™ireo Distrika tsirairay avy.Nananosarotra ny fandraisam-pitenenana taminโ€™ny fitondrana teo aloha, ary ๐™ซ๐™ค๐™–๐™›๐™š๐™ฉ๐™ง๐™– ny fangatahana azonโ€™ireo Solombavambahoaka natao noho ny teritery avy aminโ€™ny Antokom-pa jakana nifehy azy ireo, ka misy ireo hetahetanโ€™ny vahoaka no voatery ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™–๐™ฏ๐™ค ๐™ฃ๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™– akory satria nanohitohina ny tombotsoanโ€™ireo mpitondra taminโ€™izany androny.๐— ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ aminโ€™izany kosa ny ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ entinโ€™ny ๐˜๐˜ข๐˜ฏ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฌ๐˜ฆ๐˜ฉ๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ช๐˜ฏ๐˜บ izay ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฆ๐˜ญ๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ญ๐˜ข๐˜ญ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข ireo Solombavambahoaka ๐™๐™ž๐™ฉ๐™š๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ-๐™ ๐™–๐™๐™–๐™ก๐™–๐™ก๐™–๐™๐™–๐™ฃ๐™– sy hitondra ny fangatahana avy aminโ€™ny vahoaka any ifotony. Ankoatra izay dia nampitomboaina ho fito minitra ny fe-potoana hitenenanโ€™ny Solombavambahoaka tsirairay raha noferana ho efatra minitra izany tany aloha.๐—˜๐—™๐—” ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐—ข๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ง๐—”๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ก๐—” <<๐—˜ฬ๐—บ๐—ฒ๐˜๐˜๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ >>๐—›๐—ข ๐—”๐—กโ€™๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐——๐—œ๐—ฆ๐—ง๐—ฅ๐—œ๐—ž๐—” ๐—ฆ๐—œ๐—ฉ๐—ฌTafiditra ao anatinโ€™izay ezaka fampisitrahana serasera sy haino aman-jery izay ihany dia Distrika miisa sivy no nanokananโ€™ny Minisiteranโ€™ny Serasera sy ny Kolontsaina fampitaovana ๐‘ฌฬ๐’Ž๐’†๐’•๐’•๐’†๐’–๐’“ noho ny fahasimbร na any aminโ€™ireo toerana ireo dia ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’‚๐’“๐’Š๐’—๐’๐’ƒ๐’†, ๐‘ฝ๐’๐’‰๐’Š๐’‘๐’†๐’๐’, ๐‘ฉ๐’†๐’๐’ ๐‘ป๐’”๐’Š๐’“๐’Š๐’ƒ๐’Š๐’‰๐’Š๐’๐’‚, ๐‘ญ๐’‚๐’“๐’‚๐’‡๐’‚๐’๐’ˆ๐’‚๐’๐’‚, ๐‘จ๐’๐’Œ๐’Š๐’๐’Š๐’๐’‚๐’๐’Œ๐’š, ๐‘ฐ๐’Ž๐’‚๐’๐’‹๐’‚, ๐‘ฐ๐’‚๐’Œ๐’๐’“๐’‚, ๐‘ฉ๐’†๐’›๐’‚๐’‰๐’‚, ๐’‚๐’“๐’š ๐‘ฉ๐’“๐’Š๐’„๐’Œ๐’‚๐’—๐’Š๐’๐’๐’†Ho vitaina mialohanโ€™ny faranโ€™ity taona 2025 ity ny fametahanโ€™ny teknisiana ireo fitaovana avy aminโ€™ny minisitera ireo.

MAMPANJAKA NY FAHALALAHANA MITENY NY REPOBLIKAN'NY FANAVAOZANA
MAMPANJAKA NY FAHALALAHANA MITENY NY REPOBLIKAN'NY FANAVAOZANA
MAMPANJAKA NY FAHALALAHANA MITENY NY REPOBLIKAN'NY FANAVAOZANA
Publie le 18/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs