Ho vahinin'ny Vaovao an-tsarin'ny TVM anio hariva amin'ny 7ora sy sasany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina GASCAR Fenosoa.Hitondra ny tsara ho fantatra rehetra mahakasika ny fizotran'ny fakan-kevitra mahakasika ny serasera sy ny kolontsaina tanterahina ankehitriny.