Actualités > MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA...

MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA NAHARITRA ROA ANDRO NIFANATREHAN'NY GOVERNEMANTA SY NY ANTENIMIERAMPIRENENA

Natao teo amin'ny Lapan'i Tsimbazaza ny 𝟏𝟓 sy 𝟏𝟔 𝐃𝐞𝐬𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 2025, ho famalian'ireo Minisitra ny fanotaniana avy amin'ireo Solombavambahoaka mikasika ny asan'ny Governemanta.Nitondra fanazavana mahakasika ny asa sahanin'ny Minisitera iandraiketany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂, araka izay asa vita nanomboka ny 29 Oktobra nandraisany ny andraikitra maha minisitra.Ity fihaonana teo amin' ireo Andrimpanjakana roa tonta ity dia tafiditra ao anatin'ny fe-potoana anatanterahan'ny Antenimierampirenena 𝗙𝗜𝗩𝗢𝗥𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗣𝗢𝗧𝗢𝗔𝗡𝗔 𝑭𝒂𝒉𝒂𝒓𝒐𝒂, izay nanomboka ny faha-21 Okotobra, ary maharitra enimpolo andro.

MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA NAHARITRA ROA ANDRO NIFANATREHAN'NY GOVERNEMANTA SY NY ANTENIMIERAMPIRENENA
MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA NAHARITRA ROA ANDRO NIFANATREHAN'NY GOVERNEMANTA SY NY ANTENIMIERAMPIRENENA
MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA NAHARITRA ROA ANDRO NIFANATREHAN'NY GOVERNEMANTA SY NY ANTENIMIERAMPIRENENA
MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA NAHARITRA ROA ANDRO NIFANATREHAN'NY GOVERNEMANTA SY NY ANTENIMIERAMPIRENENA
MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA NAHARITRA ROA ANDRO NIFANATREHAN'NY GOVERNEMANTA SY NY ANTENIMIERAMPIRENENA
MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA NAHARITRA ROA ANDRO NIFANATREHAN'NY GOVERNEMANTA SY NY ANTENIMIERAMPIRENENA
MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA NAHARITRA ROA ANDRO NIFANATREHAN'NY GOVERNEMANTA SY NY ANTENIMIERAMPIRENENA
MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA NAHARITRA ROA ANDRO NIFANATREHAN'NY GOVERNEMANTA SY NY ANTENIMIERAMPIRENENA
Publie le 18/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualités