Actualitรฉs > MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA...

MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA NAHARITRA ROA ANDRO NIFANATREHAN'NY GOVERNEMANTA SY NY ANTENIMIERAMPIRENENA

Natao teo amin'ny Lapan'i Tsimbazaza ny ๐Ÿ๐Ÿ“ sy ๐Ÿ๐Ÿ” ๐ƒ๐ž๐ฌ๐š๐ฆ๐›๐ซ๐š 2025, ho famalian'ireo Minisitra ny fanotaniana avy amin'ireo Solombavambahoaka mikasika ny asan'ny Governemanta.Nitondra fanazavana mahakasika ny asa sahanin'ny Minisitera iandraiketany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚, araka izay asa vita nanomboka ny 29 Oktobra nandraisany ny andraikitra maha minisitra.Ity fihaonana teo amin' ireo Andrimpanjakana roa tonta ity dia tafiditra ao anatin'ny fe-potoana anatanterahan'ny Antenimierampirenena ๐—™๐—œ๐—ฉ๐—ข๐—ฅ๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ฅ๐—”-๐—ฃ๐—ข๐—ง๐—ข๐—”๐—ก๐—” ๐‘ญ๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’๐’‚, izay nanomboka ny faha-21 Okotobra, ary maharitra enimpolo andro.

MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA NAHARITRA ROA ANDRO NIFANATREHAN'NY GOVERNEMANTA SY NY ANTENIMIERAMPIRENENA
MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA NAHARITRA ROA ANDRO NIFANATREHAN'NY GOVERNEMANTA SY NY ANTENIMIERAMPIRENENA
MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA NAHARITRA ROA ANDRO NIFANATREHAN'NY GOVERNEMANTA SY NY ANTENIMIERAMPIRENENA
MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA NAHARITRA ROA ANDRO NIFANATREHAN'NY GOVERNEMANTA SY NY ANTENIMIERAMPIRENENA
MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA NAHARITRA ROA ANDRO NIFANATREHAN'NY GOVERNEMANTA SY NY ANTENIMIERAMPIRENENA
MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA NAHARITRA ROA ANDRO NIFANATREHAN'NY GOVERNEMANTA SY NY ANTENIMIERAMPIRENENA
MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA NAHARITRA ROA ANDRO NIFANATREHAN'NY GOVERNEMANTA SY NY ANTENIMIERAMPIRENENA
MIFARANA ANIO NY FIHAONANA MIVANTANA NAHARITRA ROA ANDRO NIFANATREHAN'NY GOVERNEMANTA SY NY ANTENIMIERAMPIRENENA
Publie le 18/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs