Actualitรฉs > MANANA ANDRAIKITRA AMIN' NY FANATSARA...

MANANA ANDRAIKITRA AMIN' NY FANATSARANA NY KALITAON' NY ASA FANAOVAN-GAZETY SY NY HAINO VAKY JERY NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA

Samy ๐˜”๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฐ ๐˜จ๐˜ข๐˜ป๐˜ฆ๐˜ต๐˜บ matihanina, sy ๐˜”๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฐ ๐˜จ๐˜ข๐˜ป๐˜ฆ๐˜ต๐˜บ am-perinasa ny ๐˜›๐˜ข๐˜ญ๐˜ฆ ๐˜‘๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ญ๐˜ช๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐‘น๐‘จ๐‘ฒ๐‘ถ๐‘ป๐‘ถ๐‘ด๐‘จ๐‘ณ๐‘จ๐‘ณ๐‘จ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’š ๐‘ด๐’‚๐’‰๐’†๐’‡๐’‚๐’๐’Š๐’“๐’Š๐’๐’‚, sy ny ๐˜›๐˜ข๐˜ญ๐˜ฆ ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ด๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข  ๐‘น๐‘จ๐‘ป๐‘บ๐‘ฐ๐‘ด๐‘ฉ๐‘จ๐’๐‘จ๐‘ญ๐’€ ๐‘ญ๐’†๐’“๐’…๐’Š๐’๐’‚๐’๐’… izay miara-mifarimbona manolotra fanofanana ho anโ€™ireo mpandray anjara aminโ€™ny fiofanana eny aminโ€™ny Ivon-toeram-piofanana CEFOM eny Maimbahoaka Ivato.Nomarihanโ€™ny Tale Jeneralinโ€™ny Serasera, fa haparitaka manerana ny nosy ity fiofanana hikendrena ireo mpanao gazety ity, ary santatra ihany ity natao tetsy Maibahoaka-Ivato ity. Ankehitriny dia tanjonโ€™ny Ministera ny hivondronanโ€™ny fampiofanana momba ny haino vaky jery eo anivonโ€™ny DEFOM ary hanentanany ny mpiara-miombonโ€™antoka ny aminโ€™ny fiaraha-mientana momba izany satria ny ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ซ๐™–๐™ค๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™– ihany koa dia mandalo aminโ€™ny fanatsarร na ny kalitaonโ€™ny asa, indrindra asa saro-pady ny asa an-gazety sy ny haino vaky jery. Manana ny ๐™„๐™ซ๐™ค๐™ฃ-๐™ฉ๐™ค๐™š๐™ง๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™ค๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– rahateo ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ka haverina hampiasaina hanaovana fanofanana momba ny asa fanaovan-gazety sy ireo mpisehatra eo aminโ€™ny tontolonโ€™ny serasera sy ny kolontsaina araka ny nambaranโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚, satria anisan'ny politika apetraky ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, ny fanamafisana ny fampiofanana ny mpanao gazety sy ny mpisehatra amin'ny serasera sy ny kolontsaina. Mpanao gazety rahateo izy nialohan'ny naha-olomboafidy sy naha-mpikamban'ny Governemanta azy ary mahatsapa fa tamberin'andraikitra lehibe ho an'ny Ministera tantaniny ny fanatsarร na ny kalitaon'ny asa fanaovan-gazety sy ny haino vaky jery.

MANANA ANDRAIKITRA AMIN' NY FANATSARANA NY KALITAON' NY ASA FANAOVAN-GAZETY SY NY HAINO VAKY JERY NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
MANANA ANDRAIKITRA AMIN' NY FANATSARANA NY KALITAON' NY ASA FANAOVAN-GAZETY SY NY HAINO VAKY JERY NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
MANANA ANDRAIKITRA AMIN' NY FANATSARANA NY KALITAON' NY ASA FANAOVAN-GAZETY SY NY HAINO VAKY JERY NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
MANANA ANDRAIKITRA AMIN' NY FANATSARANA NY KALITAON' NY ASA FANAOVAN-GAZETY SY NY HAINO VAKY JERY NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
MANANA ANDRAIKITRA AMIN' NY FANATSARANA NY KALITAON' NY ASA FANAOVAN-GAZETY SY NY HAINO VAKY JERY NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
MANANA ANDRAIKITRA AMIN' NY FANATSARANA NY KALITAON' NY ASA FANAOVAN-GAZETY SY NY HAINO VAKY JERY NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
Publie le 02/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs