Samy ๐๐ฑ๐ข๐ฏ๐ข๐ฐ ๐จ๐ข๐ป๐ฆ๐ต๐บ matihanina, sy ๐๐ฑ๐ข๐ฏ๐ข๐ฐ ๐จ๐ข๐ป๐ฆ๐ต๐บ am-perinasa ny ๐๐ข๐ญ๐ฆ ๐๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐น๐จ๐ฒ๐ถ๐ป๐ถ๐ด๐จ๐ณ๐จ๐ณ๐จ ๐ญ๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, sy ny ๐๐ข๐ญ๐ฆ ๐ฎ๐ช๐ด๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ฐ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐น๐จ๐ป๐บ๐ฐ๐ด๐ฉ๐จ๐๐จ๐ญ๐ ๐ญ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ izay miara-mifarimbona manolotra fanofanana ho anโireo mpandray anjara aminโny fiofanana eny aminโny Ivon-toeram-piofanana CEFOM eny Maimbahoaka Ivato.Nomarihanโny Tale Jeneralinโny Serasera, fa haparitaka manerana ny nosy ity fiofanana hikendrena ireo mpanao gazety ity, ary santatra ihany ity natao tetsy Maibahoaka-Ivato ity. Ankehitriny dia tanjonโny Ministera ny hivondronanโny fampiofanana momba ny haino vaky jery eo anivonโny DEFOM ary hanentanany ny mpiara-miombonโantoka ny aminโny fiaraha-mientana momba izany satria ny ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐ ihany koa dia mandalo aminโny fanatsarร na ny kalitaonโny asa, indrindra asa saro-pady ny asa an-gazety sy ny haino vaky jery. Manana ny ๐๐ซ๐ค๐ฃ-๐ฉ๐ค๐๐ง๐๐ข-๐ฅ๐๐ค๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ rahateo ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ka haverina hampiasaina hanaovana fanofanana momba ny asa fanaovan-gazety sy ireo mpisehatra eo aminโny tontolonโny serasera sy ny kolontsaina araka ny nambaranโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐, satria anisan'ny politika apetraky ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, ny fanamafisana ny fampiofanana ny mpanao gazety sy ny mpisehatra amin'ny serasera sy ny kolontsaina. Mpanao gazety rahateo izy nialohan'ny naha-olomboafidy sy naha-mpikamban'ny Governemanta azy ary mahatsapa fa tamberin'andraikitra lehibe ho an'ny Ministera tantaniny ny fanatsarร na ny kalitaon'ny asa fanaovan-gazety sy ny haino vaky jery.