Ny 28 janoary 2026 teo no nampahafantarinโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ny fandaharanasanโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข hikarakara ๐๐๐ฃ๐ค๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ค ๐๐๐ฏ๐๐ฉ๐ฎ sy fanamafisana fahaiza-manaonโny mpisehatra eo aminโny tontolonโny serasera, izay hikendrena ireo mpanao gazety ๐ข๐๐ฉ๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ manerana anโi Madagasikara.Fantatra nandritra ny fihaonana teo aminโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข notroninโny ๐๐ฆ๐ฌ๐ณ๐ฆ๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ๐ซ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ๐น๐จ๐บ๐ถ๐ณ๐ถ๐ญ๐ถ๐จ๐น๐ฐ๐ฑ๐จ๐ถ๐ต๐จ ๐ด๐๐๐๐, sy ny ๐ด๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ-๐ต๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฉ๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐ข eo anivonโny ๐จ๐ก๐๐๐๐ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ Ramatoa ๐ช๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฑ๐จ๐ผ๐ณ๐ด๐ฌ๐บ androany 6 febroary 2026 fa vonona hanampy aminโny fanatanterahana io fandaharanasa fanofanana hotanterahina manerana ny Nosy io ny ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข mba hanamafisana ny ๐๐๐๐ง๐ค๐ซ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐จ๐ ๐๐๐ฃ๐๐ค๐ซ๐๐ฃ-๐๐๐ฏ๐๐ฉ๐ฎ ๐ข๐๐ฉ๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐; fanohananaizay mariky ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐ eo aminโny roa tonta. Ankoatra io dia voaresaka teto koa ny tetikasa ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ด๐ฎ๐๐ฒ๐๐ ho karakarainโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ka hanoloranโny ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข amboara ho anโizay mendrika ny 10 aprily 2026 ho avy izao. Mazava ho azy ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ lalanร ๐บ๐ถ๐ณ๐ฒ๐ต๐ ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ koa dia tafiditra anatinโny asa nifandinihanโny ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข sy ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข noho izy io miantoka ny fahalalahana maneho hevitra sy fahafahana misitraka vaovao ho anโny olom-pirenena.Fa ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ eo anelanelanโny 14 taona hatraminโny 35 taona maherinโny ๐ฐ๐ฎ.๐ฌ๐ฌ๐ฌ koa no kendrena ao anatinโny tetikasa ๐-๐๐๐ฅ๐ค๐ง๐ฉ๐๐ง๐จ izay sehatra nomerika ampandraisana anjara ny tanora aminโny fiainam-pirenena ka hisy ny fanamafisana ny anjara andraikitry ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข aminโny tombana sy fanatanterahana izany tetikasa vatsinโny ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข vola izany.Tomponandraikitra mafonja no niara-dalana tamin-dRamatoa ๐ด๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ-๐ต๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฉ๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐ข nandritra ny fihaonana รดfisaly taminโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข androany, izay nahitana ny lehibenโny sampandraharahanโny serasera ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข Ramatoa Chiara Frisone, ny tomponandraikitra misahana ny firotsahana ho fiovana ara-piarahamonina Cindy Thai Thien Nghia, sy ny maro hafa.Nohamafisina taminโity fotoana ity fa efa vonona ireo fitaovana toy ny "รฉmetteurs" sy ny maro hafa hoentina manangana ny tetikasa fampianarana sy fanabeazana aminโny alalanโny onjampeo ( ๐ฬ๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐) izay hanomezana fampianarana aminโny alalanโny radio ho anโny mpianatra ka hiroso aminโny famolavolana azy ny tekinisianina tarihinโny ny ๐๐ข๐ญ๐ฆ ๐ซe๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐น๐จ๐ฒ๐ถ๐ป๐ถ๐ด๐จ๐ณ๐จ๐ณ๐จ ๐ญ๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, izay nandray anjara taminโny fihaonana androany, miaraka aminโ ireo teknisiana avy aminโny ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ขFarany dia hirosoana tsy ho ela ny fanatanterahana ny ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ถ๐ป๐ผ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ท๐ฒ๐ฟ๐ถ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ง๐ฉ๐ ๐๐ ๐ฅ๐ก๐ araka ny volavolam-piaraha-miasa efa nofaritanโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข sy ny ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข.