๐๐ฆ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ก๐ฆ ๐๐ก๐, ๐๐โ๐๐๐ 50 ๐ก๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐ก๐๐๐๐โ๐๐ฆ โ๐๐ ๐๐๐๐๐, ๐๐๐ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ฆ ๐๐๐๐โ๐๐ฆ ๐๐๐ก๐๐ก๐๐ ๐๐ง๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ โ๐๐ก๐๐๐๐๐โ๐๐ง๐๐ฆ.๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐ก๐ ๐ฆ ๐๐๐๐ฃ๐ : โ๐โ๐๐ก๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ก๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ฆ ๐ด๐๐๐๐๐ฆ ๐๐๐๐๐ ๐๐ฆ ๐พ๐๐๐ก๐ ๐ก๐๐๐ ๐๐ง๐ฆ ๐ ๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐โ๐๐๐ โ๐ ๐๐โ๐๐ฆ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐.Io no teny nentinโi ๐ณ๐๐๐๐ ๐ฎ๐๐๐๐๐ ๐น๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ด, mpanakanto ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ fanta-daza izay mampiseho ny asa-tanany etsy aminโny IVOKOLO Analakely.Nosokafana androany 17 Desambra ny fampirantiana ๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ , maharitra roa volana, entinโity mpanao hosodoko ity ๐ข๐๐ฃ๐๐๐ค ๐ซ๐ค๐๐ก๐ค๐๐๐ฃ๐ฎ ny sanganโasany eto Madagasikara, izay manamarika ny ๐๐๐ซ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ฉ๐ค๐ฉ๐ง๐ niaingana fony vao niandoha ny asa famoronany. Tonga nanokatra ny hetsika, nisolo-tena ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ny ๐บ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฑ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐๐ซ๐ฒ, notroninโny Tale Jeneralinโny OFNAC ๐น๐จ๐ฝ๐ถ๐ต๐ฑ๐ฐ๐จ๐น๐ฐ๐ฝ๐ฌ๐ณ๐ถ ๐ป๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, mpikarakara ny hetsika, ary ireo mpikambana eo anivonโny Kabinetra.Entina hanaovana asa sosialy, sy hanampiana ireo sahirana ny vola azo avy aminโny hetsika raha ny nambaranโny mpanakanto, ary anasany ny besinimaro hitsidika ny fampirantiana sy hianoka ny sanganโasany. Mitohy isanโandro ny hetsika, qry afaka mifankahita mivantana aminโi ๐ณ๐๐๐๐ ๐น๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ด kosa ireo mpitsidika isaky ny ๐๐๐๐ค๐ฉ๐จ๐ฎ.