Tontosa androany 17 desambra 2025 teny amin'ny foibeny eny Ankorahotra ny fankalazana ny faha-10 taonanโny Trano fivarotam-boky ๐ด๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐.Tao anatin'izany fotoam-pankalazร na izany no nanoloran'ny ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐๐ซ๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ mari-boninahitra ๐ช๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐ ๐ ๐'๐ถ๐๐ ๐๐ ๐ ๐๐ ๐จ๐๐๐, ๐ ๐๐ ๐ณ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ ๐ ๐๐ ๐ช๐๐๐๐๐๐an ฬi ๐น๐จ๐ด๐จ๐ณ๐จ๐ต๐ฑ๐จ๐ถ๐ต๐จ ๐ฝ๐๐๐๐๐๐๐๐ filoha mpanorina ity ๐ญ๐ซ๐๐ง๐จ ๐๐ข๐ฏ๐๐ซ๐จ๐ญ๐๐ฆ-๐๐จ๐ค๐ฒ. Tonga nanatanteraka ny fanolorana ny ๐ฆ๐๐ซ๐ข-๐๐จ๐ง๐ข๐ง๐๐ก๐ข๐ญ๐ซ๐ aminโny anaranโny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ny ๐บ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฑ๐๐๐๐๐๐๐ ๐น๐จ๐บ๐ถ๐ณ๐ถ๐ญ๐ถ๐จ๐น๐ฐ๐ฑ๐จ๐ถ๐ต๐จ ๐ด๐๐๐๐, notroninโny Tale Jeneralinโny Tranombokim-pirenena ๐น๐จ๐ฝ๐ถ๐ต๐ฐ๐จ๐น๐ฐ๐บ๐ถ๐ต ๐ต๐๐ฬ๐ ๐ณ๐๐๐ sy ireo mpikambana eo anivonโny Kabinetra.Raha tsiahivina dia ny taona 1999, no nanombohanโ i RAMALANJAONA Voahirana ny Trano Mpampiely vaovao ary namoronany ny trano fivarotam-boky ๐ด๐๐๐๐๐ ๐ ๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ zo Behoririka.Ny taona 2015 izy no lasa tompon'io orinasa io, ary nanorina ny Trano fivarotam-boky ๐ด๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐, izay manana rantsana 4 ankehitriny dia ny ao Mahajanga, sy ireo telo hafa dia ๐ณ๐ ๐ช๐๐๐๐๐ฬ๐, ๐ฐ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ฬ, ๐ท๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐.Isan'ireo nandray anjara mavitrika tamin'ny fananganana ny ๐ฌ๐๐ญ๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐ซ๐จ๐ก๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ค๐ฒ eto Madagasikara ny tenany, izay niarahana niasa tamin'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina tamin'ny alalan'ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM , sy ny tetikasa ๐น๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฌ๐ ๐๐๐๐๐๐๐.