Ireto misy tsara ho fantatra vitsivitsy notsongaina momban'i AMPANJAKA Toera.
Efa mandroso ankehitriny ny dingana rehetra amin'ny fampodiana ny kabeson'i Ampanjaka Toera sy ireo mpiady maheriny eto Madagasikara.
#Ampanjaka #Toera #Kolontsaina #Tantara