Tontosa androany tetsy aminโny Efitrano DOX - Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM Anosy ny famoaham-boky ๐ร๐A๐โ๐ ๐A๐A๐A๐I๐A๐A, izay nosoratanโi ๐น๐จ๐ฒ๐ถ๐ป๐ถ๐๐จ๐ต๐จ๐ฒ๐จ๐ฑ๐ ๐น๐๐๐ ๐๐ ๐น๐จ๐ฒ๐ถ๐ป๐ถ๐๐จ๐ต๐จ๐ฒ๐จ๐ฑ๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐.Ny boky "๐๐ฬ๐ก๐๐ฃ'๐ ๐๐๐๐๐๐๐จ๐๐ ๐๐ง๐" dia tahirin-kevitra miendrika tari-dalana hizorana amin'ny fampandrosoana amin'ny alalan'ny filozofia ๐ฏ๐ : ๐ด๐๐๐๐๐๐, ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐ด๐๐๐๐.Foto-kevitra telo izay nentina namolavolana ity boky ity.Iray aminโireo andraikitra lehibe sahaninโny ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐๐ซ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐, aminโny alalanโny Tranombokim-pirenena ny famerenana ny fitiavanโny olom-pirenena ny vaky boky aminโny alalanโny fandaharanasa โ๐ต๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐, ary koa ny fanazarana amin'ny ๐ ๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐ค๐ ๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐๐๐ข๐๐ ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ค๐ ๐ฎ.Tonga nisolo tena ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina nanome voninahitra ny lanonana ny Sekretera Jeneralin'ny Minisitera ๐น๐จ๐บ๐ถ๐ณ๐ถ๐ญ๐ถ๐จ๐น๐ฐ๐ฑ๐จ๐ถ๐ต๐จ ๐ด๐๐๐๐, notroninโ ny Tale Jeneralin'ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara, ๐น๐จ๐ฝ๐ถ๐ต๐ฐ๐จ๐น๐ฐ๐บ๐ถ๐ต ๐ต๐๐ฬ๐ ๐ณ๐๐๐; ary ireo mpiara-miasa tao anatin'ny tetikasa "๐ฝ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐" nahitana anโi Rasolonomenjanahary Antsomalala sy ny "๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐บ๐๐๐๐๐" anโi Rasamimanana Fetra Ando.Tanjona amin'ny fandrafetana izao boky izao, ny hahatonga azy ho ๐๐ข๐ญ๐๐จ๐ฏ๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ก๐จ๐ฆ๐๐ฒ hanampiana ny Malagasy hiaina ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐ sy ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ amin'ny alalan'ny fampiasana ny fahaiza-manao eto an-toerana sy ny harena voajanahary eto Madagasikara.