ActualitΓ©s > DENISE MPANAKANTO MALAGASY MANANDRATR...

DENISE MPANAKANTO MALAGASY MANANDRATRA AVO NY VONINAHITR 'I MADAGASIKARA


Norombahan' i Denise ny amboaran' ny AFRIMA AWARDS izay fifaninanan-kira andraisan' ireo mpanakanto Afrikanina maro maneran-tany anjara.Ny sokajy 𝑬𝒂𝒔𝒕 π‘¨π’‡π’“π’Šπ’„π’‚π’ π‘­π’†π’Žπ’‚π’π’† π‘¨π’“π’•π’Šπ’”π’• no nahazoany an'io fandresena io tamin'ilay hira π˜”π˜’π˜΅π˜°π˜¬π˜Ί 𝘑𝘒𝘨𝘯𝘒𝘩𝘒𝘳𝘺 na Ringiringy no ahafantaran'ny maro azy.

Publie le 12/01/2026 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s