Actualitรฉs > DENISE MPANAKANTO MALAGASY MANANDRATR...

DENISE MPANAKANTO MALAGASY MANANDRATRA AVO NY VONINAHITR 'I MADAGASIKARA


Norombahan' i Denise ny amboaran' ny AFRIMA AWARDS izay fifaninanan-kira andraisan' ireo mpanakanto Afrikanina maro maneran-tany anjara.Ny sokajy ๐‘ฌ๐’‚๐’”๐’• ๐‘จ๐’‡๐’“๐’Š๐’„๐’‚๐’ ๐‘ญ๐’†๐’Ž๐’‚๐’๐’† ๐‘จ๐’“๐’•๐’Š๐’”๐’• no nahazoany an'io fandresena io tamin'ilay hira ๐˜”๐˜ข๐˜ต๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜บ ๐˜ก๐˜ข๐˜จ๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ na Ringiringy no ahafantaran'ny maro azy.

Publie le 12/01/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs