Actualités > FAMALIANA NY HETAHETA AVY AMIN' NY MP...

FAMALIANA NY HETAHETA AVY AMIN' NY MPANAKANTO SY MPAMORONA SY FANAZAVANA NY SATAN' NY OMDA


Isany fanovana lehibe tanteraka tao anatin’izay roa volana nitantanana ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina izay ny fametrahana ny sata vaovaon’ny 𝗢𝗠𝗗𝗔 na ny « 𝑂𝑓𝑓𝑖𝑐𝑒 𝑀𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦 𝑑𝑢 𝐷𝑟𝑜𝑖𝑡 𝑑’𝐴𝑢𝑡𝑒𝑢𝑟 ».Teboka iray lehibe ao anatin’izany sata vaovao izany ny nankatoavan’ny filan-kevitry ny minisitra ity fanavaozana ity, izay ahitana fanatsarana sy fampitomboana ny fisitrahan’ny mpamorona sy mpikambana ao amin’ny 𝗢𝗠𝗗𝗔 ny zon’izy ireo.

Publie le 14/01/2026 Par 451512 Categorie: Actualités