Norombahinโi ๐ฝ๐๐จ๐ฉ๐ ๐๐๐ค๐ฃ ny ๐ข๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ข๐ณ๐ข ๐ท๐ฐ๐ข๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฏ๐บ nandritra ny andiany faha 11 aminโny fifaninanan-kira afrikana atao any Etazonia na ny "๐จ๐๐๐๐๐๐ ๐ฌ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐ ๐ ๐ผ๐บ๐จ (AEAUSA)" natao tany Amerika ny 20 Desambra 2025 farany teo.Fifaninanana izay natao ๐ฉ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ด๐ฐ๐ฏ๐จ๐ข๐ฅ๐ช๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ต๐ข๐ญ๐ฆ๐ฏ๐ต๐ข ๐ฆ๐ต๐ฐ ๐๐ง๐ณ๐ช๐ฌ๐ข sy any Caraรฏbe izay misehatra aminโny mozika.Ity ๐๐ฑ๐ข๐ฏ๐ข๐ฌ๐ข๐ฏ๐ต๐ฐ ๐ต๐ข๐ฏ๐ฐ๐ณ๐ข nivoaka avy ao Mahajanga ity no voahosotra ho ๐๐ฅ๐๐ฃ๐๐ ๐๐ฃ๐ฉ๐ค ๐ข๐๐ฃ๐๐ง๐๐ ๐ ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ง๐ teo aminโny sokajin-kira sy gadona nifaninanany na "๐ด๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐น๐๐๐๐๐/๐ซ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐ l' annรฉe 2025". Babonโny ยซ ๐พ๐ค๐ก๐ค๐ข๐๐๐๐ฃยป, ilay hira ahafantaranโny mpankafy anโi Basta Lion ireo mpifidy avy aminโny firenena marobe maneran-tany ka nahavoafidy azy ho Mpanakanto mendrika indrindra taminโny alalanโio sanganโasany io.Nisaorany manokana ireo mpifidy marobe, na avy aminโny firenen-kafa, fa indrindra ireo malagasy nifidy azy sy nifanohana taminy hatraminโny farany ka nahatongavana aminโizao ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ข-๐๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ง๐๐๐จ๐๐ข-๐ฅ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ eo aminโny sehatry ny mozika izao.