Mipetraka ho tantara ny datinโny Alarobia 14 janoary 2026 izay nanasoniavana ny antontan-taratasy fangatahana hampidirana ny "๐๐ข๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐ ๐ค๐๐ญ๐จ๐ฅ๐ข๐ค๐ ao Ambodifotatra - Sainte Marie" ao amin'ny lisitry ny ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ธ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป'๐ถ๐๐ฎ๐ผ ๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐๐ฎ๐ผ.Tontosa tao aminโny ๐๐๐ฃ๐๐กโ๐๐ก๐๐๐๐๐๐ฉ๐๐ฅ๐๐ง๐ฅ๐ androany ny lanonana nanasoniavanโny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ny taratasy ofisialy mahakasika izany, ka nanotrona azy taminโizany ireo tomponโandraikitra eo anivonโny ๐ฎ๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข notarihinโny Talenโny Kabinetra ๐น๐จ๐ฒ๐ถ๐ป๐ถ๐ต๐ฐ๐น๐ฐ๐ต๐จ ๐ฏ๐๐๐๐๐, sy ny avy aminโny Misiona Katolika ary ireo teknisiana Mpahay.Tsiahivina fa efa ela no namolavolana ny antontan-taratasy momba ity tetikasa mamaritra ny maha ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ny Trano Fiangonana ary indrindra ihany koa ny maha ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ azy, ka tanteraka izy ankehitriny taorianโny fitsidihana ifotony nataonโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข tany ๐ฆ๐ฎ๐ถ๐ป๐๐ฒ ๐ ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฒ sy nandritra ny fotoana niarahany nivavaka taminโireo mpino tao aminโny ๐๐ด๐น๐ถ๐๐ ๐๐ฎ๐๐ผ๐น๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ฑ๐ถ๐ณ๐ผ๐๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ny ๐ฎ๐ญ ๐ก๐ผ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฟ๐ฎ 2025, fotoana izay nampahafantarany ireo dingana efa vita sy ireo sisa miandry mialoha ny hanoratana ao anatinโny lisitrโireo Harembakoka iraisanโizao tontolo izao.Nanohy sy namita ny asa aminโny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฆ ๐๐ ๐๐-๐๐๐๐๐ก๐๐ izay hanomezan-kasina ireo ๐ป๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐ ny Fitaleavana misahana ny vakoka na "๐ท๐๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐ข ๐๐๐ก๐๐๐๐๐๐๐ " (๐ท๐) eo anivonโny ๐ฎ๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข taorianโny nahavoatendry ny Taleny ny Dr ๐ณ๐จ๐ฏ๐ฐ๐ต๐ฐ๐น๐ฐ๐ฒ๐ถ ๐ซ๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ taminโny 22 Desambra 2025 teo, izay marihina fa banga nandritra ny taona maro ny toeranโizany tomponโandraikitra izany saingy tsapanโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข ankehitriny ny maha zava-dehibe ny andraikitrโio departemanrta io ka nataony laharam-pahamehana ny nanendrena nyTale mpitantana azy, ary izao namita ny asa iarahana aminโny UNESCO izao.