Nakotrokotroka ny fankalazana ny andron’ny 𝟏𝟓 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲
tetsy amin’ny Havoria Anosy. Feno ny efitrano lehibe, vory vahoaka
hatreny an-tokontany satria tafahaona ny tia sy ny manina niaraka
nankalaza ny 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗞𝗮𝗯𝗮𝗿𝘆
𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆.