Actualitรฉs > FOMBAN-DRAZANA ATSIMO ATSINANANA SY F...

FOMBAN-DRAZANA ATSIMO ATSINANANA SY FAMPIROBOROBOANA NY ZAVA-KANTO, NIARA-NIDINIKA TAMIN' IREO AMPANKAJA SY MPANAKANTO NY TALE JENERALIN' NY KOLONTSAINA

Nidina ifotony manatanteraka fitsidihana ao aminโ€™ny faritra ๐˜ผ๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ข๐™ค ๐˜ผ๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ny ๐˜›๐˜ข๐˜ญ๐˜ฆ ๐˜‘๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ญ๐˜ช๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข eo anivonโ€™ny Minisiteranโ€™ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐‘ป๐’‰๐’†ฬ๐’ ๐‘น๐‘จ๐‘ฒ๐‘ถ๐‘ป๐‘ถ๐‘ฝ๐‘จ๐‘ถ sy ny ekipany. Nisy ny fihaonany taminโ€™ny ๐˜ผ๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™Ÿ๐™–๐™ ๐™– telo tonta (๐‘ณ๐’๐’๐’‚๐’Œ๐’š) ao ๐™๐™–๐™ง๐™–๐™›๐™–๐™ฃ๐™œ๐™–๐™ฃ๐™–, nihainoany ny hetahetahanโ€™izy ireo aminโ€™ny fanomezan-kasina sy fampiroboroboana ny ๐’‡๐’๐’Ž๐’ƒ๐’‚ ๐’๐’†๐’•๐’Š๐’-๐’…๐’“๐’‚๐’›๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’Œ๐’๐’๐’๐’๐’•๐’”๐’‚๐’Š๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š mampiavaka iny faritra Atsimo Atsinananโ€™i Madagasikara iny. Hetahetanโ€™ireo Ampanjaka ny hananganana Tranombe na ๐‘ณ๐’๐’๐’‚๐’Œ๐’š iraisana, izay itambaranโ€™ny foko rehetra ao anatinโ€™ny distrika dimy mandrafitra ny faritra ๐˜ผ๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ข๐™ค ๐˜ผ๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™–. Eo koa ny hananganana ๐’•๐’“๐’‚๐’๐’ ๐’•๐’‚๐’‰๐’Š๐’“๐’Š๐’Ž-๐’ƒ๐’‚๐’Œ๐’๐’Œ๐’‚ ao aminโ€™ny faritra, mba hampahafantarana ny taranaka aty aoriana ny fomba amam-panao sy ny soatoavina ara-drazana.Ankoatra izany dia hapetraka ny ๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’Ž๐’๐’›๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’”๐’š ๐’›๐’‚๐’—๐’‚-๐’Ž๐’‚๐’๐’†๐’๐’ hitrandrahana ireo manan-talenta  anatinโ€™ny faritra ka hiara-hiasa akaiky aminโ€™izany ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข sy ny ๐˜ท๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ต๐˜ฐ avy ao an-toerana mba hampirisihana ny artista hiditra aminโ€™ny sehatry ny matihanina.Nandritra ny fihaonany taminโ€™ireo mpanakanto no nanararaotanโ€™ny Tale Jeneraly nampahafantatra ireo politikam-pitantana ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข tarihinโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚, ka anisanโ€™izany ny ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ซ๐™–๐™ค๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™– nentiny teo aminโ€™ny lafiny ๐™–๐™ง๐™–-๐™ ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™–, toy ny fametrahana ny ๐˜ด๐˜ข๐˜ต๐˜ข ๐˜ท๐˜ข๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข๐˜ฐ๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐—ข๐— ๐——๐—” hanomezana tombony bebe kokoa ny mpanakanto, sy ny ๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ช๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฐ ๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ต๐˜ฐ ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ต๐˜ช๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข hitantan-draharaha eo anivonโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข mba hamaly ny hetahetanโ€™ny mpanakanto, ary indrindra ny fihainoana ny hevitry ny mpisehatra ara-kolontsaina izay natao taminโ€™ny alalanโ€™ny fikarakarana ireny ๐™›๐™–๐™ ๐™–๐™ฃ-๐™ ๐™š๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™–๐™ง๐™–-๐™ ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™– isam-paritra ireny, izay manaraka ny lalan-tsaina apetraky ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข hoe ๐’•๐’†๐’๐’š ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’Œ๐’‚๐’•๐’“๐’‚ ๐’Š๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’†๐’“๐’‚๐’๐’‚.Nanentana ireo mpanakanto hatrany ny Tale Jeneralinโ€™ny Kolontsaina mba hitrandraka ny mozika sy zava-kanto manome hasiny ny kolontsaina sy ny soatoavina malagasy na aminโ€™ny raki-tsary na aminโ€™ny lafiny tonon-kira, na aminโ€™ny fampisehoana an-tsehatra.Tonga nanome voninahitra ity fitsidiham-paritra natao tao Farafangana ity ny Lehibenโ€™ny faritra Atsimo Atsinanana mpisolo toerana TANGIDY Stephan Gabriel, notroninโ€™ny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Atsimo Atsinanana mpisolo toerana RASOANARISOA Egorine.Nihaona mivantana taminโ€™ireo mpiara-miasa eo anivonโ€™ny ๐˜๐˜ช๐˜ต๐˜ข๐˜ญ๐˜ฆ๐˜ข๐˜ท๐˜ข๐˜ฎ-๐˜ฑ๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข Atsimo Atsinanana koa ny Tale Jeneralinโ€™ny Kolontsaina nifanakalo hevitra sy nihaino ny hetahetan'ny mpiara-miasa mba hahafahana mitondra fanatsarana.Hitohy any aminโ€™ny distrikanโ€™i ๐™‘๐™–๐™ฃ๐™œ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ค ny fitsidihana ofisialy ataonโ€™ny Tale Jeneralinโ€™ny Kolontsaina.

Publie le 19/01/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs