Taorian’ny fakan-kevitra voalohany natao nanomboka ny 7 novambra 2025 dia nosokafana tamin’ny fomba ôfisialy ny zoma 16 janoary 2026 teo ny dingana faharoa tamin’ny fakan-kevitra entina manatsara ny lalàna momba ny serasera.
Alakamisy 26 febroary manomboka amin’ny 6 ora sy sasany hariva sy Zoma 27 febroary 2026