Komity ahitana solon-tena avy amin'ny minisitera, toy ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Siantifika; ny Fanabeazam-pirenena; ny Fizahantany sy ny asa tanana. Mandrafitra ny komity koa ny solon-tena avy eo anivon'ny Akademia malagasy; manampy izany ny avy eo anivon'ny Arisivam-pirenena; ny Com-nat Unesco ary ny solon-tena anatiny avy eto anivon'ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข no miara-mandinika sy mifantina ireo mpisehatra sy mpanakanto hisitraka ny ๐๐๐ง๐-๐๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐๐๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐ฉ๐ค ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ง๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐ mialoha ny fanolorana.Tsy misy atao zanakโikalahafa fa ezahinโny ๐ฎ๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข omen-kaja avokoa izay rehetra ๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ซ๐ค ๐ฃ๐ฎ ๐ ๐๐ฃ๐ฉ๐ค ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ ๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ก๐๐๐๐จ๐ฎ araka ny nambaranโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐.Hitohy aminโireo sokajy hafa izany, ho fankasitrahana, ary indrindra ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ireo mpanandratra avo ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐.