Actualités > TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025

TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025


Nanomboka tamin'ny fizarana afo tsy maty ny fankalazana.
‎Ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina dia manandratra hatrany ny Soatoavina Malagasy ary mametraka izany ho lalantsaina hizorana mankany amin'ny Fampandrosoana ny Firenena. Antony hanohanany ny hetsika tahaka ny fankalazana ny Taom-baovao malagasy izao.

‎Ho an'ity taona 25 ity nosantarina tamin'ny fizarana afo tsy maty izay natao teny amin'ny lapan'ny Kianja Masoandro, ao amin'ny Rovan'i Madagasikara, ny amin'ny 29 Marsa ny fankalazana. Tonga nanotrona sy Nanome voninahitra izany lanonana fankalazana, fizarana afo tsy maty izany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, MARA Volamiranty Donna.

‎"Kolontsain'ny fitoniana, antony ny fahavelomana", io no lohahevitra hiompanan'ny fankalazana ny Taom-baovao malagasy ity izay midika fitoniana ho an'ny lafivalon'ny Nosy, fanehoana ny firaisankinan'ny Malagasy. Ny fizarana afo tsy maty dia Soatoavina iray manandratra ny maha Malagasy.
‎"Ny Afo dia midika hafanana, fanazavana, fanantenana ka amin'ny fiainana andavan'andro, dia hamirapiratra hitondra hazavana, ho antsika, hampandrosoana an'i Madagasikara." hoy Ramatoa Minisitra nandritra ny lahateniny. "Ny afo tsy maty dia hoentintsika mihazakazaka, miady, mandresy , hoentintsika hanilo ny lalantsika amin'ny Fampandrosoana an'i Madagasikara izay mifototra amin'ny vinan'ny Filoham-pirenena" hoy hatrany izy.

TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025
Publie le 01/04/2025 Par 451512 Categorie: Actualités