Taorianโny ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐ ny satanโny ๐ข๐ ๐๐ na ๐ถ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ (๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฆ ๐๐ข ๐ท๐๐๐๐ก ๐โ๐ด๐ข๐ก๐๐ข๐) dia tonga nametrapetraka ny anjara andraikitrโireo departemanta tsirairay teny aminโny foibeny ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ sy ireo tomponโandraikitra eo anivonโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข.Miroso aminโny asa avy hatrany ireo departemanta telo vaovao eo ambany fitantananโny ๐๐ข๐ญ๐ฆ ๐๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐บ ๐น๐จ๐ต๐ฑ๐จ๐น๐ฐ๐ฝ๐ถ ๐ฏ๐๐๐, ahitana ny ๐ท๐๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐ ๐ก๐๐๐ก๐๐ฃ๐, Financiรจres ๐๐ก ๐๐๐ ๐ถ๐๐๐ก๐๐๐ก๐ , ๐ท๐๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐ก ๐๐ ๐ ๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐ฃ๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ , ๐ท๐๐๐๐๐ก๐๐๐ Rรฉpartition , ๐ท๐๐๐ข๐๐๐๐ก๐๐ก๐๐๐ ๐๐ก ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐๐๐๐๐๐ข๐๐ .Nandritra ity fitsidihana nataonโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข ity no nametrahana ny fomba fiasa vaovao aminโny andraikitra sahaninโny fitaleavana tsirairay sy ny toeram-piasany mba hanamorana ny fihaonanโireo mpanjifa aminโizy ireo, ny fampahafantarana ireo tetikasa vaovao eo anivonโny ๐ข๐ ๐๐ mba hanatsarana ny fitantanana sy fiarovana ny ๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ary ny fihaonana mivantana taminโireo mpiara-miasa.