Actualités > FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY

FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY


Notanterahina teny amin’ny Rovan'i Madagasikara, omaly Alahady 30 marsa 2025.
"Tsy adidy fotsiny ny fankalazana ny Taombaovao Malagasy, fa andraikitra lehibe amin’ny fanomezana lanja ny Kolontsaina Malagasy sy ny Soatoavina. Ary anehoana fa fototra iray iorenan’ny firaisampo sy ny fampandrosoana ny firenena izany" hoy Ramatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, MARA Volamiranty Donna.
Tonga nanotrona sy nanome voninahitra ny lanonana ny Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina, MARA Volamiranty Donna, notronin'ireo olomanakaja maro nahitana ny Loholona Sylvain Rabetsaroana, ny Filoha Lefitry ny Antenimierampirenena miandraikitra ny faritan'Antananarivo Augustin Andriamananoro, sy ireo masoivoho vahiny miasa sy monina eto Madagasikara toy ny Masoivoho Frantsay, Sina, Norvezy, Japon, Inde, Torkia ary ny avy amin'ny Vondrona Eropeanina.

"Kolontsaina, vatofototry ny fampandrosoana"

FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY
FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY
FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY
FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY
FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY
FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY
FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY
FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY
FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY
FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY
FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY
FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY
FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY
FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY
FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY
FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY
FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY
FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO MALAGASY
Publie le 01/04/2025 Par 451512 Categorie: Actualités