Actualitรฉs > FANDAHARANA MANOKANA HO FANAMARIHANA...

FANDAHARANA MANOKANA HO FANAMARIHANA NY ANDRO MANERAN-TANY HO AN' NY RADIO


Zoma 13 febroary amin'ny 09 ora sy sasany hatramin'ny 11 ora ๐™„๐™๐˜ผ๐™” ๐™๐™€๐™Š ๐™‰๐™” ๐™๐˜ผ๐˜ฟ๐™„๐™Š ๐™๐™€๐™ƒ๐™€๐™๐™๐˜ผ , miainga avy ao amin'ny HAVORIA Anosy, mivantana eto amin'ny Radio Madagasikara  RNM 99.2 MHz  sy ny Televiziona Malagasy TVM Lohahevitra: ยซ๐™‰๐™ฎ ๐™ค๐™ฃ๐™Ÿ๐™–๐™ข๐™ฅ๐™š๐™ค ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ž๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ง๐™ฉ๐™ž๐™›๐™ž๐™จ๐™ž๐™–๐™ก๐™ฎ : ๐™›๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ค๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™›๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™›๐™š๐™ค. ยป

Publie le 12/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs