Notanterahina androany 13 febroary 2026 ny fanokafana ny ranty an-tsary ho fahatsiarovana ny nahafatesan'ny Kolonely ๐ฅ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฑ ๐ฅ๐๐ง๐ฆ๐๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฉ๐, ๐ง๐ช๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ข๐ญ๐ข๐จ๐ข๐ด๐บ, izay maty notifirina ny alin'ny ๐ญ๐ญ ๐ณ๐ฒ๐ฏ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ญ๐ต๐ณ๐ฑ, andro vitsy taorianโny nandraisany ny fitondrana. Nanatrika ny fotoana sady nisolon-tena ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ny ๐๐ข๐ญ๐ฆ ๐๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐น๐จ๐ฒ๐ถ๐ป๐ถ๐ด๐จ๐ณ๐จ๐ณ๐จ ๐ญ๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ny ๐๐ข๐ญ๐ฆ ๐๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐๐ณ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ฌ๐ช๐ฎ-๐ฑ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ฆ๐ต๐ฐ ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข, ๐น๐จ๐ฝ๐ถ๐ต๐ฐ๐จ๐น๐ฐ๐บ๐ถ๐ต Noel ๐ณ๐๐๐ sy Ramatoa ๐ซ๐๐๐๐๐๐๐ ๐น๐จ๐ป๐บ๐ฐ๐ด๐จ๐ต๐ซ๐น๐จ๐ฝ๐จ zanany izany hetsika izany, natao ho fanehoana ny lanjanโny fitiavan-tanindrazana.Nasongadina tamin'izany ny maha ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ azy; tena ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ , nanana vina hanao fanovan-drafitra ny fitondrana eto Madagasikara.Foto-kevitra najorony ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ๐๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ผ๐ธ๐ผ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฎ izay fototry ny fampandrosoana ny firenena, fanomezan-danja ny firaisan-kinam-pirenena, fametrahana ny fahamarinana sy ny ady amin'ny kolikoly, fitondrana miezaka manakaiky vahoaka , ary ny fametrahana ny vatoeka sy ny maro hafa.๐ฉ๐ฎ๐ธ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐ป-๐๐๐ผ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ ๐ฎ๐ป- ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ voatahiry ao amin'ny Tranombokim-pirenena no aranty ao amin'ny Trano Sary Ambohidahy mandritra ny roa herinandro ary misokatra ho anโny daholobe. Natao hotsidihina maimaimpoana izany .