Actualitรฉs > HANAO ASA FANARENANA MAIKA NY MOZEA V...

HANAO ASA FANARENANA MAIKA NY MOZEA VAVITIANA SY NY MASOVA 501 AO TOAMASINA NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA TAORIAN' NY FAHASIMBANA NATERAKY NY RIVODOZA GEZANI

Rava nandritra ny fandalovanโ€™ny rivodoza GEZANI farany teo ny ๐™†๐™ž๐™–๐™ฃ๐™Ÿ๐™– ๐™‘๐™–๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– Ampasimazava ao ๐—ง๐—ผ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ izay ๐™‘๐˜ผ๐™†๐™Š-๐™‹๐™„๐™๐™€๐™‰๐™€๐™‰๐˜ผ mitahiry ๐’•๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’“๐’‚ ๐’”๐’š ๐’‡๐’๐’Ž๐’ƒ๐’‚ ao anatin'ny Faritra Atsinanana.Raha tsiahivina dia ny 24 desambra 2025 teo no tonga nitokana taminโ€™ny fomba ofisialy ity toerana miavaka maneho ny ๐ฆ๐š๐ก๐š ๐ข๐ณ๐ฒ ๐š๐ซ๐š-๐ค๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ข๐ง๐š sady ๐ฆ๐จ๐ณ๐ž๐š ary ivon-toerana azo anaovana ๐ก๐ž๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐š๐ซ๐š-๐ฃ๐š๐ฏ๐š๐ค๐š๐ง๐ญ๐จ ity ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐‘ฎ๐‘จ๐‘บ๐‘ช๐‘จ๐‘น ๐‘ญ๐’†๐’๐’๐’”๐’๐’‚ taorian'ny ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ซ๐™–๐™ค๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™– azy.๐‘ป๐’๐’†๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’Œ๐’‚๐’๐’•๐’ voarakotra zava-maniry miavaka ny ๐™†๐™ž๐™–๐™ฃ๐™Ÿ๐™– ๐™‘๐™–๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ao Ampasimazava, izay tantananโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ka hirosoana avy hatrany ny asa fanarenana ireo fotodrafitrasa ravanโ€™ny rivodoza sy famerenana tsikelikely ireo vakoka notehirizina tao.Samy ho jerena akaiky avokoa ireo ๐™‘๐˜ผ๐™†๐™Š-๐™‹๐™„๐™๐™€๐™‰๐™€๐™‰๐˜ผ enina ao anatin'ny Faritra Atsinanana noho ny takaitra navelanโ€™i GEZANI farany teo mba hahafahana manarina azy ireny.Fa mavesatra koa ny fahasibana aminโ€™ny Biraonโ€™ny ๐˜๐˜ช๐˜ต๐˜ข๐˜ญ๐˜ฆ๐˜ข๐˜ท๐˜ข๐˜ฎ-๐˜ฑ๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ˆ๐˜ต๐˜ด๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ao ๐—ง๐—ผ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ป๐—ฎ noho ny rivodoza farany teo. Ravanโ€™i GEZANI manontolo ny Tragnoben'ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐™ˆ๐˜ผ๐™Žร”๐™‘๐˜ผ 501 ka vaindohan-draharahanโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ny famerenana aminโ€™ny laoniny azy maika mba hahafahana miantoka ny fampitam-baovao tsy tapaka sy manohy ny raharaham-panjakana samihafa eo aminโ€™ny sehatry ny serasera sy ny ara-kolontsaina.

Publie le 20/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs