Actualités > ANDIANY FAHA 20 NY MADAGASCUORT FILM...

ANDIANY FAHA 20 NY MADAGASCUORT FILM FESTIVAL, FIFANINANANA EO AMIN' NY TONTOLON' NY SAIMIHETSIKA

Nosokafana tamin’ny fomba ôfisialy androany 20 febroary tetsy amin’ny IFM Analakely ny andiany faha 20 ny M𝐚d𝐚g𝐚s𝐜o𝐮r𝐭 𝐅i𝐥m F𝐞s𝐭i𝐯a𝐥, fifaninana eo amin’ny tontolon’ny sarimihetsika.Manome lanja ny hetsika tahaka itony ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘦𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 amin’ny maha rafi-panjakana 𝙢𝙥𝙞𝙖𝙝𝙮 sy 𝙢𝙞𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙞𝙠𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙫𝙤𝙖𝙡𝙤𝙝𝙖𝙣𝙮 ny tontolon’ny sarimihetsika eto Madagasikara azy hoy ny 𝘔𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘢  𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂 izay tonga nanome voninahitra ny lanonana fanokafana ôfisialy natao androany.Ny 20 hatramin’ny 25 febroary 2026 no hanatontosana ity fifaninanana ho an’ireo matihanina ity.

Publie le 23/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualités