Miditra aminโny andiany fahefatra ny hetsika ara-javakanto G๐ดM๐ธ ๐F T๐ปE B๐ธS๐, ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐๐๐ฎ ๐๐ค ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐ค๐ง๐ karakarainโny TDH2 sy ny ONG HARI.Nanotrona ny hetsika tetsy aminโny Havoria Anosy androany 21 febroary ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐ aminโny maha ๐ข๐ฅ๐๐๐๐ฎ ny sehatry ny ๐ ๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ฏ๐๐ซ๐-๐ ๐๐ฃ๐ฉ๐ค .Tsy misy navahana fa omenโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข sehatra avokoa ny karazana hetsika manome lanja ny kolontsaina sy zava-kanto rehetra.Nanatrika ny fifaninanana ny Filohanโny Filankevim-pitantananโny ONG HARI ny Dr ๐น๐จ๐ฒ๐ถ๐ป๐ถ๐จ๐น๐ฐ๐บ๐ถ๐ต ๐ฝ๐๐๐๐๐๐ sy ny Filohanโny Fikambanana TDH2.