An-kafaliana foana no andraisan'ny Tranombokim-pirenena ireo sekoly tonga mamaky boky.
Mankasitraka ny Ecole privée Kilonga amin'ny fandraisana anjara sy ny fitiavana vaky boky.
#NdaoHamakyBoky #FampandrosoanaFahalalana #SekolySyBoky
#NdaoHamakyBoky