Taorian'ny hetsika ๐๐๐ง๐๐ฅ๐๐ง๐๐ข๐ฅ๐ ๐ ๐๐ง๐๐ง๐ฌ ๐ฆ๐๐๐ข๐๐ฌ sy fanentanana tetsy amin'ny ๐๐๐-Lycรฉe Moderne Ampefiloha ny alarobia teo sy fanentanana '๐ก๐๐๐ข ๐๐๐ ๐๐๐ฌ ๐๐ข๐๐ฌ dia nitohy tamin'ny fandraisana anjara mavitrika tamin'ny fampirantiana teny amin'ny ๐๐ง๐ข๐ฏ๐๐ซ๐ฌ๐ข๐ญ๐๐ง'๐๐ง๐ญ๐๐ง๐๐ง๐๐ซ๐ข๐ฏ๐จ ny fanamarihan'ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ny ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN'NY ๐ป๐ฌ๐ต๐ฐ๐ต๐ซ๐น๐ฌ๐ต๐. Hisy rahampitso ๐๐ ๐๐๐๐ซ๐จ๐๐ซ๐ฒ ny lahateny hataon'ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐, izay handeha amin'ny hainoamanjerim-pirenena RNM sy TVM. Ho an'ny androany 20 febroary, fampirantiana, fampahafantarana ny fandaharanasan'ny Minisitera momba ny ๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐ก๐๐๐๐จ๐ฎ sy ny bainga voavadika, toy ny boky samihafa no natao teny Ankatso. Teo koa ny fampahafantarana ny karazana boky voatahiry sy azo vakina ao amin'ny Tranombokim-pirenena. Manamarika ny fiaraha-miasan'ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข sy ny Oniversite eo amin'ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ny fiaraha-misalahy amin'ny hetsika toy izao, hoy ny ๐๐ข๐ญ๐ฆ ๐๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏ'ny ๐๐ณ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ฌ๐ช๐ฎ-๐ฑ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ฆ๐ต๐ฐ ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข ๐น๐จ๐ฝ๐ถ๐ต๐ฐ๐จ๐น๐ฐ๐บ๐ถ๐ต Noel ๐ณ๐๐๐ izay miandraikitra ny ๐๐๐ฉ๐จ๐๐ ๐ ๐๐ง๐-๐๐๐ซ๐-๐ ๐๐ฃ๐ฉ๐ค maro samihafa toy ny dihy , hira, dontany sy kapotandroka, antsa tononkalo...Hitohy rahampitso 21 febroary ao amin'ny Grand Amphi EGS ny fotoana eny Ankatso, izay hamelabelarana ny lohahevitra hoe: ๐ป๐ฌ๐ต๐ ๐ด๐จ๐ณ๐จ๐ฎ๐จ๐บ๐ ๐จ๐ฏ๐จ๐ฝ๐ฐ๐ป๐จ๐ต๐จ ๐น๐จ๐ฏ๐จ๐น๐จ๐ฏ๐จ๐ต-๐ท๐ฐ๐ฒ๐จ๐น๐ถ๐ฏ๐จ๐ต๐จ.