Noraisinโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐, tetsy aminโny birao fiasany Anosy androany ireo manam-pahaizana manokana momba ny ๐๐ค๐ฏ๐๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ง๐๐ฃ๐ค๐ข๐๐๐ ๐ค๐ ๐ nahitana ny Tale misahana ny ยซ Musรฉe d'Archรฉologie nationale et du Domaine national de Saint-Germain-en-Laye ยป Rose Marie Mousseaux, ny Ambasadaoro manokana miandraikitra ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena eo aminโny sehatry ny harembakoka, Jean-Luc Martinez, ny Mpanolotsaina aminโny fiaraha-miasa ara-kolontsaina, Patrick Bosdure (๐ถ๐๐ถ๐ด๐ถ / ๐๐ถ๐ด๐ถ -๐๐๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ฬ๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐ก ๐'๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐ข๐๐ก๐ข๐๐๐๐๐), ary ny Tomponandraikitra misahana ny fiaraha-miasa eo aminโny sehatry ny harembakoka eo anivonโny Masoivohonโi Frantsa, Lรฉa Joshi-Sharma.Fantatra nandritra ity fihaonana niarahan'izy ireo taminโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข, notroninโny ๐๐ข๐ญ๐ฆ ๐๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐น๐จ๐ฒ๐ถ๐ป๐ถ๐ด๐จ๐ณ๐จ๐ณ๐จ ๐ญ๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, sy ny ๐๐ข๐ญ๐ฆ ๐ฎ๐ช๐ด๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ณ๐ฆ๐ฎ๐ฃ๐ข๐ฌ๐ฐ๐ฌ๐ข ๐ณ๐จ๐ฏ๐ฐ๐ต๐ฐ๐น๐ฐ๐ฒ๐ถ ๐ซ๐ฬ๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ity fa hisy ny ๐๐๐ฃ๐ค๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ข๐๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐๐๐๐๐๐ฏ๐-๐ข๐๐ฃ๐๐ค๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ฅ๐๐๐จ๐, indrindra eo aminโny tontolonโny mozea sy ny fitantanana ny tranombakoka ary ny tahirin-javatra ao aminy, ankoatra ny tekinika sy fomba fiasa aminโny ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐๐๐๐ง๐๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐๐ ๐ค๐ ๐.Tanjonโny fiaraha-miasa ny fiarovana ny vakoka ara-kolontsaina malagasy ary koa ny fitantanana ny Mozea sy tranombakoka manaraka ny fenitra.