Nanolotra ๐ฉ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ญ๐ฌ ๐ง๐ฎ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ, fanampiana maika, fanampiana vonjy rano vaky hiatrehana ny takaitra vokatry ny rivodoza, ho anโireo ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ฒ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ต๐ถ๐ฎ๐ป๐ ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข. Tafiditra tao anatin'ny nisatraka izany ny ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ค ๐๐๐ฏ๐๐ฉ๐ฎ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐๐ฃ-๐ ๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ ๐ avy ao Toamasina sy Toamasina faharoa (na avy aminโny TVM sy RNM na mpanao gazety tsy miankina), ny ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ ๐๐ฃ๐ฉ๐ค samihafa ( mpihira, mpanratra, mpandihy, mpanao slam, mpitendry, sns), ary ireo ๐ง๐๐๐๐ข๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ง๐-๐๐ง๐๐ฏ๐๐ฃ๐ monina any an-toerana.Tohanana manokana izy ireo noho ny asa sahaniny andavanandro izay ๐๐๐ ๐บ๐ถ๐ธ๐ฒ๐น๐ ๐๐ผ๐ฟ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ ๐บ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ฎ ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ผ ๐๐๐ ๐๐ฎ๐ฝ๐ฎ๐ธ๐ฎ manoloana izao fahavoazana vokatry ny rivodoza GEZANI izao; eo koa ny tsy fahafahanโireo mpanakanto sy mpisehatra ara-java-kanto miasa noho ny vanim-potoana sarotra lalovanโny faritra Atsinanana. Tsy nohadinoin'ny minisitera koa ireo mpanakanto sy mpanakanto zokiolona ary ireo raiamandreny ara-drazana.Nambaranโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข fa ๐๐ง๐๐ฆ ๐ฃ๐๐๐ก๐ ๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ฆ ๐ก๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฃ๐๐๐๐๐๐๐๐ โ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐ ๐ฆ โ๐๐๐๐๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ ๐๐ฆ ๐๐๐ก๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐๐๐. ๐ธ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐ฆ ๐๐๐๐โ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐โ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ฆ ๐๐โ๐ ๐ ๐๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐๐โ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐ ๐๐ก๐๐๐, ๐๐๐ฆ ๐๐๐๐โ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐ ๐๐ก๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐ฆ ๐๐ฆ ๐ก๐๐๐ก๐๐๐๐โ๐๐ฆ ๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐ ๐ฆ ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐โ๐๐๐ฆ ๐๐๐๐โ๐๐ฆ ๐๐๐ก๐๐๐-๐ก๐ ๐๐๐๐ก๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ฆ ๐๐โ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฆ "tanan-kavia sy havanana izay didia-maharary". Nanotrona ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐, nandritra ny fanolorana ity fanohanana ity ny tomponandraikitra ara-panjakana nahitana ny f๐ช๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข ๐ญ๐ฆ๐ง๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฏ๐ต๐ฆ๐ฏ๐ช๐ฎ๐ช๐ฆ๐ณ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ช๐ด๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ข๐ฏ๐ช๐ฏโ๐ช ๐๐ฐ๐ข๐ฎ๐ข๐ด๐ช๐ฏ๐ข, ny solombavambahoaka ๐น๐จ๐๐จ๐น๐จ ๐ท๐๐๐๐๐ ๐น๐๐๐๐๐๐๐ Fidรจle, ny ๐๐ณ๐ฆ๐ง๐ฆ๐ฏโ๐ช ๐๐ฐ๐ข๐ฎ๐ข๐ด๐ช๐ฏ๐ข ๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ด๐จ๐ต๐จ๐ต๐ป๐บ๐ถ๐จ ๐ท๐๐๐๐๐๐t Hervรฉ, ny ๐ญ๐ฆ๐ฉ๐ช๐ฃ๐ฆ๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐๐ต๐ด๐ช๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐น๐จ๐๐จ๐ญ๐ฐ๐จ๐น๐ฐ๐บ๐ถ๐ต ๐ฑ๐๐๐ ๐ฑ๐๐๐๐, ny ๐ต๐ข๐ญ๐ฆ ๐ซ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐๐๐๐ Ny Jeneraly ๐น๐จ๐ด๐จ๐ต๐จ๐ต๐ป๐บ๐ถ๐จ ๐ฎ๐๐๐๐๐๐, ny lefitry ny benโny tanร nanโi Toamasina sy ny maro hafa.Namarananโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข ny teny fohy nataony manoloana ireto mpisitraka, aminโny maha mpitondra teninโny Governemanta, fa hanohy ny ezaka rehetra ny fitondram-panjakana malagasy hamerenana aminโny laoniny haingana ny fiainanโny mponina eto aminโny tapany Atsinananโny Nosy, sy hanarenana haingana ireo fotodrafitrasa ilaina aminโny raharaham-bahoaka.