Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Actualités
ANDRO NATOKANA HO AN'NY MPIROTSAKA AN-TSITRAPO FRANTSAY M...
15 Dec 2025
Nomarihina ny 12 desambra 2025 tetsy amin’ny Cité des Cultures Antaninarenina ny Andro natokana ho an’ireo mpirotsaka an-tsirapo frantsay izay miasa eto Madagasikara 𝐽𝑜𝑢𝑟𝑛𝑒́𝑒 𝑑𝑢 𝑉𝑜𝑙𝑜𝑛𝑡𝑎𝑟𝑖𝑎𝑡 𝐹𝑟𝑎𝑛𝑐̧𝑎𝑖...
HANAO FAMOTORANA MOMBAN'NY FITANTANANA NY JIRAMA NY ANTEN...
12 Dec 2025
Taorian’ny Taratasy ofisialy avy amin’ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐠𝐨𝐯𝐨 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐀𝐤𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚𝐟𝐨 nalefa ho an’ny 𝐀𝐧𝐭𝐞𝐧𝐢𝐦𝐢𝐞𝐫𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 dia namaly izany fangatahana izany avy hatrany ireo Solombavambahoaka ka niroso...
TOMPON' ANDRAIKITRA AMBONY MAROMARO EO ANIVON' NY MINISTE...
11 Dec 2025
Tompon’andraikitra ambony maromaro eo anivon’ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 no nandray ny asany androany 10 Desambra taorian’ny nahavotendry azy ireo nandritra ny Filan-kevitry ny Min...
FIKAONANDOHAM-PIRENENA / CCI IVATO
11 Dec 2025
Fotoam-bavaka ho fanombohana ny fikaonandoham-pirenena teny amin' ny CCI Ivato10.12.2025An-tsary
FOTOAM-BAVAKA IRAISAM-PINOANA
11 Dec 2025
Tontosa androany teny amin’ny efitrano lehiben’ny CCI Centre de Conférence International Ivato ny 𝗙𝗢𝗧𝗢𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗩𝗔𝗞𝗔 𝗜𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗡𝗢𝗔𝗡𝗔 notarihin’ireo 𝙍𝙖𝙮 𝙖𝙢𝙖𝙣-𝙙𝙍𝙚𝙣𝙮 𝙈𝙥𝙞𝙩𝙤𝙣𝙙𝙧𝙖 𝙁𝙞𝙖𝙣𝙜𝙤𝙣𝙖𝙣𝙖 efatra mirahalahy...
"PARLONS DEVELOPPEMENT - PARLONS REFONDATIONS"
10 Dec 2025
𝗧𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮 maro avy amin’ny Faritra 24 no nifanakalo hevitra nandritra ny hetsika nokarakarain’ny Oniversiten’Antananarivo, niaraka tamin’ny Foiben’ny Firenena mikambana eto Madagasikara.Tanora manodid...
09 DESAMBRA 2025 | ANDRO IRAISAM-PIRENENA HIADIANA AMIN'N...
10 Dec 2025
Nankalazaina androany teny amin’ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny Anosy ny andro iraisam-pirenena iadiana amin’ny kolikoly. Notanterahina teo ambany fiahian’ny Filohan’ny fanavaozana ny Repoblikan...
TONTOSA ANDROANY TETSY AMIN’NY FITSARANA TAMPONY ANOSY NY...
10 Dec 2025
Nahavita ny fianianany RAJHONSON ANDRIANJATOVO Rado Anjaranirina, Mpitsara, izay voatendry ho Tale Jeneralin’ny ARAI - 𝐴𝑔𝑒𝑛𝑐𝑒 𝑑𝑒 𝑅𝑒𝑐𝑜𝑢𝑣𝑟𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑑𝑒𝑠 𝐴𝑣𝑜𝑖𝑟𝑠 𝐼𝑙𝑙𝑖𝑐𝑖𝑡𝑒𝑠 na Sampan-draharaha misahana ny fa...
TONGA NANOHANA NY ANKOAY NY MINISITRINY SERASERA SY NY KO...
08 Dec 2025
Ekipampirenena malagasy Baskety i 𝐺𝐴𝑆𝐶𝐴𝑅 𝐹𝑒𝑛𝑜𝑠𝑜𝑎 nandritra ny andro voalohany amin’ity 𝙁𝙄𝘼𝘿𝙄𝘼𝙉𝘼 𝙉𝙔 𝘼𝙈𝘽𝙊𝘼𝙍𝘼𝙉’𝙄 𝘼𝙁𝙍𝙄𝙆𝘼 Basketball 3x3 atao eto Madagasikara ity.𝗙𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗶𝗶𝘀𝗮 𝟭𝟰 𝗻𝗼 𝘁𝗼𝗻𝗴𝗮 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶...
« Previous
1
…
10
11
12
13
14
…
51
Next »
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAMPAHAFANTARANA FANOMEZANA MARI-BONINAHI-PIRENENA HO AN' NY MPANAO GAZETY
Nampahatsiahivin’ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘫𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘴𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑭𝒂𝒍𝒚 𝑴𝒂𝒉𝒆𝒇𝒂𝒏𝒊𝒓𝒊𝒏𝒂 araka ny efa nam...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel