Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Actualités
ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN'NY MPIROTSAKA AN-TSITRAPO.
08 Dec 2025
Taorian’ny fiaraha-mientan’ny rehetra nanao diabe niainga avy teo Mahamasina dia vory lanona tetsy amin’ny efitrano HAVORIA Anosy ireo 𝗺𝗽𝗶𝗿𝗼𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗽𝗼 maro avy amin’ny fikambanana samihafa m...
ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN' NY MPIROTSAKA AN-TSITRAPO
05 Dec 2025
Hiara-hientana isika, haneho fahavononana hanohy hatrany ny firotsahana an-tsitrapo, ary hiantso ny rehetra handray anjara satria " 𝐌𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐝𝐚𝐧𝐣𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐨𝐭𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐢𝐫𝐚𝐢𝐫𝐚𝐲" hoy ny Minisitra GASCAR F...
ZOMA 5 DESAMBRA 2025 - HAVORIA ANOSY - FANDAHARAM-POTOANA
05 Dec 2025
08h00 – 09h00 : Diabe miainga eo anoloan’ny Kianja Barea Mahamasina.09h30 : Fanokafana ny lanonana ofisialy eo amin’ny Efitrano HAVORIA AnosyManentana antsika rehetra
FAMPITAM-BAOVAO - ALAROBIA 3 DESAMBRA 2025
03 Dec 2025
FIVORIANA NIFANATREHANA MIVANTANA TEO AMIN' NY ANTENIMIER...
03 Dec 2025
Natao ny Talata 2 Desambra, ary narahin’ny olom-pirenena mivantana tamin’ny fahitalavitra nasionaly TVM sy ny radiom-pirenena malagasy Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz ny fivoriana 𝐧𝐢𝐟𝐚𝐧...
SARY MANODIDINA NY 3000 MIRAKITRA IREO ASAN' NY FIROTSAHA...
03 Dec 2025
Sary manodidina ny 3000 mirakitra ireo 𝐚𝐬𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐨𝐭𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐩𝐨 eto anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina no aranty manomboka anio, hatramin’ny faran’ny herinandro, etsy amin’n...
FIKAONANDOHAM-PIRENENA VONONA HANOME TANANA AMIN'NY FIKAR...
02 Dec 2025
Tonga nitsidika ny Minisitra GASCAR Fenosoa, amin’ny maha 𝒎𝒑𝒊𝒕𝒐𝒏𝒅𝒓𝒂 𝒕𝒆𝒏𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝑮𝒐𝒗𝒆𝒓𝒏𝒆𝒎𝒂𝒏𝒕𝒂 azy ny avy eo anivon’ny 𝗛𝗖𝗗𝗗𝗘𝗗 - 𝐻𝑎𝑢𝑡 𝐶𝑜𝑛𝑠𝑒𝑖𝑙 𝑝𝑜𝑢𝑟 𝑙𝑎 𝐷𝑒́𝑓𝑒𝑛𝑠𝑒 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝐷𝑒́𝑚𝑜𝑐𝑟𝑎𝑡𝑖𝑒 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙’𝐸𝑡𝑎𝑡 𝑑𝑒 𝐷𝑟𝑜𝑖𝑡 na ny...
OMENTSIKA FAHAFAHAM-PO HATRANY NY VAHOAKA MPISITRAKA NY A...
01 Dec 2025
Ireo no teboka nampitain’ny Minisitra 𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 𝐅𝐞𝐧𝐨𝐬𝐨𝐚 nandritra ny fihaonana tamin’ny 𝒎𝒑𝒊𝒂𝒓𝒂-𝒎𝒊𝒂𝒔𝒂 eto anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina androany nandritra ny fananganan-tsaina fan...
HAVERINA NY " PRESCRIPTION ACQUISITIVE "
01 Dec 2025
Nahahazo efitrano fiasana vaovao ny 𝐒𝐚𝐦𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐝𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐲 eo anivon’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Antananarivo, ka notanterahina androany ny lanonana fitokanana azy.Nanatrika i...
« Previous
1
…
11
12
13
14
15
…
51
Next »
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAMPAHAFANTARANA FANOMEZANA MARI-BONINAHI-PIRENENA HO AN' NY MPANAO GAZETY
Nampahatsiahivin’ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘫𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘴𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑭𝒂𝒍𝒚 𝑴𝒂𝒉𝒆𝒇𝒂𝒏𝒊𝒓𝒊𝒏𝒂 araka ny efa nam...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel