Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Actualités
VANTANY VAO NIGADONA TETO AN-TANINDRAZANA NY FILOHA RAJOE...
29 Sep 2025
Vantany vao nigadona teto an-Tanindrazana aho dia nampivory ireo Minisitra misahana ny Hery Fiarovana sy Filaminana izao hariva izao teto Iavoloha, ho fanamafisana ireo toromarika mikasika ny famer...
GOVERNEMANTA: MANOHY NY ASANY
29 Sep 2025
Ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta Atoa NTSAY Christian no mitarika isan'andro ao amin'ny Toby Ratsimandrava ny fivorian’ny OMC NATIONAL ( Organe Mixte de conception ) noho izy no Filohan’iz...
FANEHOANA FIARAHA-MIORY
29 Sep 2025
ADY AMIN' NY FANDROBANA
29 Sep 2025
Ady amin'ny fandrobana etsy sy eroa, antsoy maimaimpoana ny laharana maitso 𝟗𝟑𝟓
FANAMBARANA OFISIALY
29 Sep 2025
Ny Minisiteran’ny Haitao ara-kajy mirindra, ny Paositra ary ny Fifandraisan-davitra dia manamafy fa VAOVAO DISO ny filazana fa hisy fahatapahan’ny aterineto anio amin’ny 2:00 tolakandro.Mangataka i...
NANDRAY FITENENANA NANDRITRA NY FIVORIAMBE FAHA-80 AN' NY...
25 Sep 2025
Nandray fitenenana nandritra ny Fivoriambe faha-80 an’ny Firenena Mikambana ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina, ary amin’ny maha filohan’ny SADC azy dia nitondra ny feon’i Madagasikara sy ireo...
NY 23 SEPTAMBRA 2025
24 Sep 2025
Nisokatra amin'ny fomba ofisialy any New York ny andiany faha-80 amin'ny Fivoriamben'ny Firenena Mikambana izay mitondra ny lohahevitra: "Mahomby miaraka: 80 taona ho an'ny fampandrosoana, ny fandr...
AOEV: ASSOCIATION DES OPPERATEURS ÉCONOMIQUES DE VATOVAVY
24 Sep 2025
Manao tohivakana ny fiaraha-mientan’ny rehetra ho fanomezana tolo-tanana ho an’ireo havana mpiray tanindrazana tratran’ny voina vokatry ny fahamaizan’ny Tanàna tao Mananjary. Tonga niara-nientana i...
CARAVANE MEDICALE
23 Sep 2025
Nisitraka ny fitsaboana tandrify azy avy, na ny zokiolona, na ny tanora na ny zaza, teo an-tampon-tanànan’i Miandrivazo satria maherin’ny roa alina no nahazo ny fitsaboana maimaim-poana tamin’ny f...
« Previous
1
…
23
24
25
26
27
…
51
Next »
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAMPAHAFANTARANA FANOMEZANA MARI-BONINAHI-PIRENENA HO AN' NY MPANAO GAZETY
Nampahatsiahivin’ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘫𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘴𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑭𝒂𝒍𝒚 𝑴𝒂𝒉𝒆𝒇𝒂𝒏𝒊𝒓𝒊𝒏𝒂 araka ny efa nam...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel