Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Actualités
FANOLORANA FANAMPIANA SY KOJAKOJAM-PIANARANA AVY AMIN' NY...
18 Sep 2025
Traboina miisa 500 mahery sy ankizy mpianatra avy ao amin'ny fokontany Ankadirano eto Mananjary, no notolorana fanampiana sy kojakojam-pianarana avy amin'ny filohampirenena Andry RAJOELINA mivady a...
LANONANA FANDRAISANA SY FANDEFASANA IREO TANORA MPILATSAK...
18 Sep 2025
Notanterahina androany 17 Septambra ny lanonana fandraisana sy fandefasana ireo tanora mpilatsaka an-tsitrapo (VIES), notronin’ny Sekretera Jeneraly avy amin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolont...
EFA TONGA ANY MANANJARY NY VARY 100 TAONINA SY NY KOJAKOJ...
17 Sep 2025
Efa tonga eto Mananjary ny vary 100 taonina sy ny kojakoja maro avy amin’Andriamatoa Filoham-pirenena, Andry RAJOELINA mivady ho sitrahin’ireo tokantrano 1849 tra-boina vokatry ny hai-trano niseho...
NY FAHATONGAVAN' IREO MPIKAMBANA AVY AMIN' NY GOVERNEMANT...
17 Sep 2025
Ny maraina teo no tonga teto Mananjary ireo mpikambana avy amin’ny Governemanta malagasy izay tarihin-dRamatoa Minisitry ny Atitany, niaraka tamin’ny Minisitry Mponina sy ny Firaisankina, ary ny Mi...
VOINA MAHAZO NY TANANAN' I MANANJARY
16 Sep 2025
"Amin'ny anaran'ny Fitondram-panjakana izay tarihan'Andriamatoa Filohampirenena Andry RAJOELINA sy ny Governemanta iray manontolo izay tarihan'Andriamatoa Praiminisitra lehiben'ny Governemanta NTSA...
ANDIANY FAHA-33 AMIN' NY HETSIKA ARA-PAHASALAMANA MITETY...
16 Sep 2025
Niainga teo amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha androany ny andiany faha-33 amin'ny hetsika ara-pahasalamana mitety vohitra "Sarobidy ny aiko" izay eo ambany fitarihan-dRamatoa Mialy R. Rajoelina, vad...
FAHASALAMANA MANAKAIKY NY VAHOAKA
16 Sep 2025
« 𝐒𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐝𝐲 𝐧𝐲 𝐀𝐢𝐤𝐨 »Nanatrika sy nanome voninahitra ny lanonam-panokafana ny hetsika "Caravane Médicale, 𝐒𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐝𝐲 𝐧𝐲 𝐀𝐢𝐤𝐨", Ramatoa Mialy R. Rajoelina ary nitsodrano ireo mpitsabo.Hetsika sos...
SOATOAVINA REPOBLIKANA NY FANANGANAN-TSAINA
15 Sep 2025
Soatoavina repoblikana ny fananganan-tsaina. Mariky fiandrianam-pirenena sy fanandratana ary fanajana ny tanindrazana izany. Koa adidin'ny tsirairay ny maneho fihetsika mendrika ho fanomezan-kasina...
TETIKASA FAMETRAHANA NY TOBIM-PAMOKARANA HERINARATRA 105M...
12 Sep 2025
Nitarika fivoriana niaraka amin'ireo tompon’andraikitra voakasiky ny tetikasa fametrahana ny tobim-pamokarana herinaratra 105MW ao Ambohimanambola ny Filohan’ny Repoblika androany tao amin'ny Lapam...
« Previous
1
…
24
25
26
27
28
…
51
Next »
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAMPAHAFANTARANA FANOMEZANA MARI-BONINAHI-PIRENENA HO AN' NY MPANAO GAZETY
Nampahatsiahivin’ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘫𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘴𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑭𝒂𝒍𝒚 𝑴𝒂𝒉𝒆𝒇𝒂𝒏𝒊𝒓𝒊𝒏𝒂 araka ny efa nam...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel