Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Actualités
NISOKATRA AMIN'NY FOMBA OFISIALY ANDROANY NY AMPAHAN'NY L...
19 Aug 2025
“Ao anaty fihetsehampo fa indrindra ao anatin’ny hafaliana no ahafahako miaraka aminareo rehetra eto androany. Satria ilay nofinofy sy vinavina tao an-tsaintsika no hita taratra ary afaka tsapain-t...
𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐈 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀
19 Aug 2025
Ny FIANAKAVIAMBEN'NY Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina tarihin-dRamatoa Minisitra MARA Volamiranty Donna dia miarahaba manokana ny Filoha ANDRY RAJOELINA amin’ny maha filohan’ny Vondrona S...
SADC
19 Aug 2025
Fanombohan'ny lanonam-panokafana ny andiany faha-45 ny Fihaonana an-tampon'ireo Filoham-pirenena sy Lehiben’ny Governemanta eo anivon’ny SADC eny amin’ny CCI Ivato.Voasolo tena avokoa ireo firenena...
𝐒𝐀𝐃𝐂: 𝐓𝐎𝐍𝐆𝐀𝐒𝐎𝐀 𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀𝐍’𝐈 𝐄𝐒𝐖𝐀𝐓𝐈𝐍𝐈
19 Aug 2025
Mampandroso ny Mpanjakan’i Eswatini, Mswati III ihany koa i Madagasikara, satria hanatrika ny fihaonana an-tampon'ny SADC manomboka rahampitso ny tenany. Nandray azy teto Ivato ny Praiminisitra, L...
𝐒𝐀𝐃𝐂 : 𝐓𝐎𝐍𝐆𝐀𝐒𝐎𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐑𝐄𝐏𝐎𝐁𝐋𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐈 𝐀𝐅𝐑𝐈𝐊𝐀 𝐀𝐓𝐒𝐈𝐌𝐎
19 Aug 2025
Tonga eto amin'ny Seranam-piaramanidina iraisampirenana eto Ivato koa, amin'izao fotoana izao, ny Filohan’ny Repoblikan’i Afrika Atsimo, Andriamatoa Cyril Ramaphosa. Nandray azy tamim-panajana ny...
𝐒𝐀𝐃𝐂 : 𝐓𝐎𝐍𝐆𝐀 𝐄𝐓𝐎 𝐈𝐕𝐀𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐈𝐙𝐀𝐎 𝐓𝐀𝐊𝐀𝐑𝐈𝐕𝐀 𝐈𝐙𝐀𝐎 𝐊𝐎𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋...
19 Aug 2025
Tongasoa eto amintsika izao takariva izao ny Filohan’ny Repoblikan'i Namibia, Ramatoa Netumbo Nandi-Ndaitwah, hiatrika ny Fihaonana an-tampon’ny SADC, andiany faha-45 hotontosaina eto amintsika. Na...
SADC
19 Aug 2025
Manao tohivakana ny fahatongavan'ireo Filoham-pirenena sy Lehibena Governemanta izay tonga hanatrika ny fihaonana an-tampony faha 45 ny SADC izay ho tanterahina rahampitso 17 aogositra 2025 eny ami...
𝐒𝐀𝐃𝐂 : 𝐓𝐎𝐍𝐆𝐀𝐒𝐎𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍’𝐈 𝐌𝐎𝐙𝐀𝐌𝐁𝐈𝐊𝐀
19 Aug 2025
Nigadona ny Seranam-piaramanidina Iraisampirenena eto Ivato io takariva io koa ny fiaramanidina nitondra ny Filohan’ny Repoblikan’i Mozambika, Andriamatoa Chapo Daniel Francisco. Maneho ny fahavono...
𝐒𝐀𝐃𝐂 : 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐑𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐕𝐎𝐍𝐎𝐍𝐀𝐍𝐘 𝐇𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐘 𝐀𝐍𝐉𝐀𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐏𝐑𝐀𝐈𝐌...
19 Aug 2025
Vahiny manankaja notsenain’ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta Ntsay Christian amin’izao tolakandro izao koa ny Praiminisitra Maorisiana, Andriamatoa Navinchandra Ramgoolam, sy Ramatoa vadiny...
« Previous
1
…
29
30
31
32
33
…
51
Next »
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAMPAHAFANTARANA FANOMEZANA MARI-BONINAHI-PIRENENA HO AN' NY MPANAO GAZETY
Nampahatsiahivin’ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘫𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘴𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑭𝒂𝒍𝒚 𝑴𝒂𝒉𝒆𝒇𝒂𝒏𝒊𝒓𝒊𝒏𝒂 araka ny efa nam...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel