Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Contactez-nous
Actualités
SADC 45th
11 Aug 2025
Madagascar is ready to host the 45th SADC Summit of Heads of State and Government in Antananarivo on the 17th August 2025.#SADC #Madagascar #Summit2025 #HeadsOfState
BAREA DE MADAGASIKARA
11 Aug 2025
Mandeha mivantana amin'ny TVM sy Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz anio amin'ny 08 ora alina.ALEFA BAREA
FIHAONANA AN-TAMPONY FAHA 45 AN'IREO FILOHAM-PANJAKANA SY...
08 Aug 2025
Ao anatin'ireo hetsika mandrafitra ny fihaonana an-tampony faha 45 an'ireo Filoham-panjakana sy Lehiben'ny Governemanta eo anivon'ny 𝐒𝐀𝐃𝐂 dia ho dinihina mandritry ny famelabelaran-kevitra ny maha-...
ARAKA NY RAFITRA MIPETRAKA EO ANIVON' NY SADC, NY FIRENEN...
08 Aug 2025
Araka ny rafitra mipetraka eo anivon’ny SADC, dia ny firenena mandray ny Fitarihana ity fivondronam-be ity no mitarika ireo kaomity rehetra ao aminy. Koa ho an’ny Komitin’ny Fitantanam-bola, izay m...
NORAISIN' NY FILOHA ANDRY RAJOELINA TENY AMIN' NY LAPAM-P...
08 Aug 2025
Nandray ny Sekretera Mpanatanteraky ny SADC, Andriamatoa Elias Magosi, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina androany.Niompana indrindra amin'ny fanomanana n...
SADC
07 Aug 2025
Andro sisa no isaina dia handray ny fitarihana amin'ny maha Filohan'ny vondrona SADC azy Andriamatoa Filoha Andry Rajoelina.Sambany teo amin'ny tantaran'i Madagasikara tao anatin'ny 20 taona naha m...
FIHAONANA AN-TAMPON' NY SADC
06 Aug 2025
Fihaonana an-tampon' ny SADC: hisy fandaharana hiresahana izany isan' andro ao amin' ny TVM amin' ny 07 ora sy 25 minitra hariva.Efa ao anatin'ny fandraisana tanteraka ny fihaonana an-tampony...
TAFIDITRA AO ANATIN' IREO FIRENENA AFRIKANA 10 MANANA TAH...
06 Aug 2025
Tafiditra ao anatin'ireo firenena Afrikana 10 manana taha ambony indrindra amin’ny filaminana sy fahamarinan-toerana i Madagasikara raha araky ny navoakan'ny "Cultures du Monde".Ireto ny filaharana...
NY FIHAONANA AN-TAMPON'NY SADC ANDIANY FAHA- 45
05 Aug 2025
Nisokatra androany 04 Aogositra 2025, teny amin’ny CCI Ivato ny fivoriana izay hihaonan'ireo mpiasam-panjakana ambony sy ireo manampahaizana manokana eo anivon’ny SADC momba ny "Plan Stratégique In...
« Previous
1
…
31
32
33
34
35
…
51
Next »
Categories
Ministère
Communication
Culture
Conseil
Actualités
Slides
Promotion langue
General
Article recent
FAMPAHAFANTARANA FANOMEZANA MARI-BONINAHI-PIRENENA HO AN' NY MPANAO GAZETY
Nampahatsiahivin’ny 𝘛𝘢𝘭𝘦 𝘫𝘦𝘯𝘦𝘳𝘢𝘭𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘴𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑭𝒂𝒍𝒚 𝑴𝒂𝒉𝒆𝒇𝒂𝒏𝒊𝒓𝒊𝒏𝒂 araka ny efa nam...
Loading…
Loading the web debug toolbar…
Attempt #
Cancel