FAMELOMAN’ AINA HO AN’ IREO VAKO-PIRENENA
25 Feb 2025
Notanterahana ny maraina teo teny amin’ny Rovan’i Madagasikara, ny fambolena hazo zanatany miisa 150, izay teo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, ny Governoran’ny faritra...