Actualités > ANDRY FAHAROAN' NY POLOTIKAM-PANDROSO...

ANDRY FAHAROAN' NY POLOTIKAM-PANDROSOAN' NY FILOHA ANDRY RAJOELINA NY FAMPIROBOROBOANA NY MAHA - OLONA


Andry faharoan'ny politikam-pampandrosoan'ny Filoha Andry Rajoelina ny fampiroboroboana ny maha-olona.
Ka izany no mahatonga ny fanamafisana ny traik'efan'ireo mpiara-miasa eto amin'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina.
Fampiofanana notanterahina androany, 9 Aprily 2025, tao amin'ny efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy.

ANDRY FAHAROAN' NY POLOTIKAM-PANDROSOAN' NY FILOHA ANDRY RAJOELINA NY FAMPIROBOROBOANA NY MAHA - OLONA
ANDRY FAHAROAN' NY POLOTIKAM-PANDROSOAN' NY FILOHA ANDRY RAJOELINA NY FAMPIROBOROBOANA NY MAHA - OLONA
ANDRY FAHAROAN' NY POLOTIKAM-PANDROSOAN' NY FILOHA ANDRY RAJOELINA NY FAMPIROBOROBOANA NY MAHA - OLONA
ANDRY FAHAROAN' NY POLOTIKAM-PANDROSOAN' NY FILOHA ANDRY RAJOELINA NY FAMPIROBOROBOANA NY MAHA - OLONA
Publie le 10/04/2025 Par 451512 Categorie: Actualités