ActualitΓ©s > FIDINANA IFOTONY NIJERY NY FANDROSOAN...

FIDINANA IFOTONY NIJERY NY FANDROSOAN' NY ASA ENY AMIN' NY LALAM- IVATO

Ivato, πŸ—“οΈ faha-13 Aprily 2025
Niaraka nanatanteraka fidinana ifotony nijery ny fandrosoan'ny asa fanamboaran-dΓ lana teny amin'ny lalam-baovao Ivato ny maraina teo ny Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola π‘π€ππ€π‘πˆππˆπ‘πˆππ€π‘πˆπ’πŽπ π‘π’π§ππ«πš π‡πšπ¬π’π¦π›πžπ₯𝐨, ny Minisitry ny asa vaventy π‘π€π…πˆπƒπˆπ’πŽπ π‘π’πœπ‘πšπ«π π“π‘Γ©π¨ππ¨π«πž sy ny Minisitry ny serasera sy ny kolontsaina πŒπ€π‘π€ 𝐕𝐨π₯𝐚𝐦𝐒𝐫𝐚𝐧𝐭𝐲 πƒπ¨π§π§πš.
Izao no atao dia ho fiaraha-mientana amin'ny ity tetikasa Lake Iarivo ity amin'ny maha-fitaratra na Vitrine azy.
#MEF_MIZARA_VAOVAO
#MEF_Madagasikara
#MEF_Madagascar

FIDINANA IFOTONY NIJERY NY FANDROSOAN' NY ASA ENY AMIN' NY LALAM- IVATO
FIDINANA IFOTONY NIJERY NY FANDROSOAN' NY ASA ENY AMIN' NY LALAM- IVATO
FIDINANA IFOTONY NIJERY NY FANDROSOAN' NY ASA ENY AMIN' NY LALAM- IVATO
FIDINANA IFOTONY NIJERY NY FANDROSOAN' NY ASA ENY AMIN' NY LALAM- IVATO
FIDINANA IFOTONY NIJERY NY FANDROSOAN' NY ASA ENY AMIN' NY LALAM- IVATO
FIDINANA IFOTONY NIJERY NY FANDROSOAN' NY ASA ENY AMIN' NY LALAM- IVATO
Publie le 14/04/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s