Actualitรฉs > 16 - 17 - 18 APRLILY 2025/ MANDRAY AN...

16 - 17 - 18 APRLILY 2025/ MANDRAY ANJARA AMIN' NY HERINANDRO HO AN' NY RANO NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA / TRANOEVA 57 BIS


Nisokatra omaly 16 avrily 2025 ny Herinandro ho an'ny Rano, nisolo-tena ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina nanotrona ny lanonam-panokafana ny Sekretera Jeneralin'ny minisitera, andriamatoa ๐…๐ž๐ญ๐ซ๐š ๐‘๐€๐Š๐Ž๐“๐Ž๐๐ƒ๐‘๐€๐’๐Ž๐€๐•๐€.
Mitondra ny anjara birikiny amin'ny fizarana tsy tapaka ny vaovao sy ny fanentanana momba ny fikajiana sy ny fitantanana ny rano ny Minisiteranโ€™ny Serasera sy ny Kolontsaina. Eo ihany koa ny fanamafisana ny fisianโ€™ny ๐‘ฐ๐‘ฝ๐‘ถ-๐‘ป๐‘ถ๐‘น๐‘ถ ยซ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‹๐’‚๐’Œ๐’‚๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’Œ๐’‚๐’Š๐’Œ๐’š ๐’—๐’‚๐’‰๐’๐’‚๐’Œ๐’‚ ยป izay manampy anao raha toa ka mila torohay na toro-lalana aminโ€™ny fikarakarana taratasy eny anivonโ€™ny sampan-draharaham-panjakana, ary ny fisianโ€™ny ireo boky momba ny rano izay hita ao aminโ€™ny Tranoeva.
#Msk
#IVOTORO_640
#Kolontsaina_ny_Rano

16 - 17 - 18 APRLILY 2025/ MANDRAY ANJARA AMIN' NY HERINANDRO HO AN' NY RANO NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA / TRANOEVA 57 BIS
16 - 17 - 18 APRLILY 2025/ MANDRAY ANJARA AMIN' NY HERINANDRO HO AN' NY RANO NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA / TRANOEVA 57 BIS
16 - 17 - 18 APRLILY 2025/ MANDRAY ANJARA AMIN' NY HERINANDRO HO AN' NY RANO NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA / TRANOEVA 57 BIS
16 - 17 - 18 APRLILY 2025/ MANDRAY ANJARA AMIN' NY HERINANDRO HO AN' NY RANO NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA / TRANOEVA 57 BIS
16 - 17 - 18 APRLILY 2025/ MANDRAY ANJARA AMIN' NY HERINANDRO HO AN' NY RANO NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA / TRANOEVA 57 BIS
16 - 17 - 18 APRLILY 2025/ MANDRAY ANJARA AMIN' NY HERINANDRO HO AN' NY RANO NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA / TRANOEVA 57 BIS
16 - 17 - 18 APRLILY 2025/ MANDRAY ANJARA AMIN' NY HERINANDRO HO AN' NY RANO NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA / TRANOEVA 57 BIS
16 - 17 - 18 APRLILY 2025/ MANDRAY ANJARA AMIN' NY HERINANDRO HO AN' NY RANO NY MINISTERAN' NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA / TRANOEVA 57 BIS
Publie le 18/04/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs