Nisokatra omaly 16 avrily 2025 ny Herinandro ho an'ny Rano, nisolo-tena ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina nanotrona ny lanonam-panokafana ny Sekretera Jeneralin'ny minisitera, andriamatoa π
πππ«π πππππππππππππππ.
Mitondra ny anjara birikiny amin'ny fizarana tsy tapaka ny vaovao sy ny fanentanana momba ny fikajiana sy ny fitantanana ny rano ny Minisiteranβny Serasera sy ny Kolontsaina. Eo ihany koa ny fanamafisana ny fisianβny π°π½πΆ-π»πΆπΉπΆ Β« πππππππππ πππππππππ πππππππ Β» izay manampy anao raha toa ka mila torohay na toro-lalana aminβny fikarakarana taratasy eny anivonβny sampan-draharaham-panjakana, ary ny fisianβny ireo boky momba ny rano izay hita ao aminβny Tranoeva.
#Msk
#IVOTORO_640
#Kolontsaina_ny_Rano